Taratra

Atletisma : hahemotra ny fivoriamben’ny Federasiona

Noho ny zava-misy eto an-drenivohitra, nanapa-kevitra ny mpitantana eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny atletisma (FMA), fa hahemotra amin’ny fotoana tsy mbola voatondro ny fivoriambe ara-potoana (AGO). Raha ny voatondro mantsy, ny sabotsy ho avy izao, no hanatontosana izany eto Antananarivo saingy izao, nofoanana izao. Tsiahivina fa io no hanaovan’ny federasiona ny tatitra […]

Taekwondo WT : tsy misy daty mazava ny fifidianana

Nandefa taratasy ho an’ireo seksiona sy ligim-paritra re­hetra, ny 2 oktobra lasa teo, ny filohan’ny federasiona ma­lagasin’ny taekwondo WT. Fampahafantarana ny fotoana ha­natontosana ny fifidianana amin’ireo rafitra isan-tokony amin’ ny fitantanana ity haiady ity no votoatin’izany. Mame­traka fa­nontaniana sy fisalasalana ho an’ireo voakasika izany satria tsy misy daty mazava mamaritra […]

Kitra – « Fenêtre FIFA » : afa-bela tamin’i Bénin i Madagasikara

Tamin’ireo lalao roa nataon’i Madagasikara, nahazo fandresena tokana izy ireo. Lavon’i Madagasikara tamin’ny isa 2 no ho 1 i Bénin. Nofaranan’ny Barea de Madagascar tamin’ny fandresena ny lalao fa­nomanana tafiditra amin’ny “Fenêtre FIFA”, izay natao tany Maroc. Resin’izy ireo ta­min’ny isa 2 no ho 1 i Bénin, nandritra ny fihaonana natao […]

INDRAY MIJERY

Velon-taraina ny fikambanan’ny olona manana toetena varira eto Madagasikara izay tarihin’ny filohany, Soja Fulgence. Tsy mbola nahitam-bokany hatramin’ izao ny fakana an-keriny niseho tany amin’ny faritra Androy sy Menabe. Efa ho herinandro no nisian’ny tranga nefa tsy misy ny vokatra azon’ny mpitandro filaminana. Tanora 25 niofana ho mpitarika no nizarana […]