Feno iray taona, omaly 1 oktobra 2023, ny nitsanganan’ny Federasion’ny karate-do malagasy, tarihan’ny Shihan Ratefinanahary Emile. Nisy ny fanamarihana izany, teny amin’ny kianja Barea Mahamasina, niarahana tamin’ny fianakaviamben’ny taranja karate. Nambaran’ny filohan’ny FKM fa nisy ny fanamby napetraka ka tratra izany ankehitriny, mbola vonona hiezaka hanatratra ny tanjona ny federasiona, […]
Taratra
Rugby – XXL Energy Top 20 : Rava tsy lera ny fihaonan’ny Cosfa sy ny 3FB
Tsy tontosa hatramin’ny farany ny manasa-dalana faharoa, niadina ny ho tompondakan’i Madagasikara “XXL Energy Top 20”, taranja rugby. Fihaonana nikatrohan’ny Cosfa sy ny ekipan’ny 3FB. Niato teo amin’ny minitra faha-52 ny lalaon’ny Cosfa (Bebaoty) sy ny 3FB (Fahasalamana), nandritra ny ankatoky ny famaranana faharoa, niadiana ny ho tompondakam-pirenena, taranja rugby. […]
« Slam national 14 » : tompondakan’i Madagasikara i Santa
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Intsitut Français de Madagascar (IFM) Analakely, ny lanonam-pamaranana ny “Slam national 14”. Notanterahina nandritra izany koa ny dingana famaran’ny fifaninanana nasionaly teo amin’ity taranja iray ity. Santa, mpiangaly “Slam poèsie” avy any Antsirabe no voahosotra ho tompon-dakan’i Madagasikara, rehefa avy nifaninana tamin’ireo mpandray anjara niisa fito. […]
TARATRY ny KANTO
Madajazzcar. Hanokatra ny « Festival International Madajazzcar », ny 5 oktobra 2023, eny amin’ny IFM Analakely, ny tarika « Festen » sy 4/4. Araka ny nambaran’ny mpikarakara, tanjona amin’ity andiany faha-34, amin’ny “Festival International Madajazzcar”, ity ny hampifangaroana ny mpiangaly Jazz, tanora sy efa ela niangaliana. “Diary nofy”. Miditra amin’ny andiany faharoa ny “Diary […]
Nate Tex « Hiverina » ; nanome fahafaham-po ny mpankafy
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Ivokolo Analakely, ny fampisehoana « Hiverina » niarahana tamin’i Nate Tex. Fotoana ihany koa nanehoana ampahibemaso, voalohany, ny rakitsarin’ny hira « Hiverina ». Tonga maro nanotrona sy nankafy izany ireo mpankafy Nate Tex. Mbola tsy very tokoa ny fitiavan’ny mpankafy azy, na dia fotoana lavalava aza no […]




