Taratra

Asa vava sy vava asa

Efa ao anatin’ny fiatrehana sy fanatanterahana ny fifidianana filohan’ny Repoblika izao. Ady fiady io. Eny, na misy aza ny tsy mitsahatra miady sy mitady hirika tsy hahatanteraka izany, hanemorana azy… Mandeha avokoa ny karazana fanambarana etsy sy eroa. Ny vava no tena miasa? Na ady vava… Misy mihevitra fa izay […]

Tselatra

Takalonaina avotra teny am-pelatanan’ny mpaka an-keriny tao amin’ny fokontany Ampiha, kaominina Tsivory, distrikan’Amboasary Atsimo, ny alahady 3 septambra teo. Nanafika tao amina tokantrano iray ny dahalo nirongo fitaovam-piadiana. Nodoran’ireto farany ny trano ary nentiny ny renim-pianakaviana iray. Natakalo vola 5 tapitrisa Ar izy vao votsotra. Voasambotry ny zandary ilay raim-pianakaviana […]

Maroantsetra: zaza dimy volana saika kilan’ny afo

Kilan’ny afo ny fitombenan’ny zazalahy 5 volana tao Ankofabe Maroantsetra, afakomaly.  Nifamonjen’ny mponina manodidina navotana tao anaty afo izy. “Tsy salama saina ny rain’io zaza io”, hoy ny kaomandin’ny vondron-tobim-paritry ny zandarimaria ao Maroantsetra. Mbola nisotrosotro toaka anefa ilay raim-pianakaviana ny hariva. Nanampy azy koa ny vadiny. “Tsy fantatra anefa […]

Désistement de candidats: les 200 millions d’ariary ne sont pas remboursés

Les candidates Goulamaly Masy, Juliana Rasolofonoroniaina et James Rasoamaka, ont retiré leur candidature à l’élection présidentielle, après la date limite du dépôt des dossiers. Dans ce cas de figure, la caution de 200 millions d’ariary, ne sera pas remboursée. Après la clôture du dépôt des candida­tures, la question se pose […]

KMF/Cnoe: “Tokony havoakan’ny HCC ny zom-pirenen’ireo kandidà”

Naneho ny heviny, manoloana ny raharaham-pirenena ny eo anivon’ny KMF/Cnoe. Nitaky ny mangarahara ny momba ireo kandidà hifaninana amin’ny fifidianana izy ireo.  “Ny filohan’ny Repoblika am-perinasa no jerentsika momba ny fizakana zom-pirenena. Izahay aza mitaky hoe raha azon’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmparenana (HCC) atao, tokony havoaka: inona avokoa ny […]