Notanterahina tany Tanambe, nanomboka omaly, ny fanofanana ireo mpanazatra « pass it back » ho an’ny taranja, rugby. Izy ireo dia voafantina nandritra ny hetsika fandraisana mpanazatra notontosaina ny volana jolay lasa teo. Marihina fa miisa 14 ny mpanazatra hanaraka ity fiofanana mandritra ny efatr’andro ity. Notoloran’ny filoham-pirenena malagasy, Rajoelina Andry, fankasitrahana […]
Taratra
Efa mpamerin-keloka: jiolahy roa nifanenjehan’ny polisy teny Andranomanalina
Jiolahy roa indray saron’ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’Isotry (CSP4) teny Andranomanalina sy Antohomadinika, omaly maraina. Malaza ratsy amin’ny fanendahana miaro fanafihana ireto jiolahy ireto. Fiaraha-miasa teo amin’ny polisy sy ny fokontany eny Andranomanalina sy Antohomadinika no nahafahana nisambotra ireto jiolahy ireto vao maraina. Nohamafisin’ny polisy rehateo fa jiolahy efa […]
Fifidianana filoham-pirenena: 28 ireo kandidà, ho tompon’ny teny farany ny HCC
Hivoaka ny sabotsy izao ny lisitra ofisialin’ireo kandidà afaka hifaninana amin’ny hakazakazaka ho eny Iavoloha. Andrasana ny ho fanapahan’ny etsy Ambohidahy amin’ireo kandidà miisa 28 ka nahafeno ny fepetra. Telo ireo filoha efa nitondra ary samy kandidà avokoa izy ireo amin’izao fotoana izao sy ny taona 2018: Andry Rajoelina; Ravalomanana […]
Firotsahana ho kandidà: nihemotra tamin’ny fotoana farany i Masy Goulamaly
Nampahafantatra tamin’ny fotoana farany, omaly hariva, ny depiote, i Masy Goulamaly fa nosintoniny ny filatsahan-kofidina tetsy amin’ny HCC, Ambohidahy. “Mampahafantatra ny vahoaka malagasy tsivakivolo, fa nataony noho ny fanamafisana ny sonia efa natao. Eo koa ny fanajako ny lalàna misy eto amin’ny firenena“, hoy izy. Nampahery ireo mpanohana rehetra ny […]
Nikasa hamono olona: lehilahy iray nosamborin’ny polisy
Hatolotra ny fampanoavana aorian’ny famotorana ataon’ny polisy, ny lehilahy iray nikasa hamono olona tao Morondava, omaly. Tao Tsimahavaokely no nitrangan’ity raharaha fikasana hamono olona ity. Nikasa hamono ny havany ity lehilahy ity noho ny olana teo aminy sy ny fianakaviany. Tsy fifanarahana teo amin’izy samy mpihavana, araka izany, no antony […]




