Hotanterahina any Monastir Tunisie manomboka rahampitso 7 – 14 septambra, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja handball, sokajy juniors vehivavy. Hihaona amin’i Madagasikara voalohany i Tunisie, mpampiantrano. Miisa 10 ireo firenena mandray anjara amin’ity andiany faha-30 ity. Ahitana an’i Madagasikara, i Tunisie, i Algérie, i Mali, i Angola, i […]
Taratra
Rallye : mitarika i Mathieu Andrianjafy
Dingana 3 izay no tontosa eo amin’ny fifaninanam-pirenena familiana fiarakodia ho an’ny taom-pilalaovana 2023. Mitarika eo amin’ny mpanamory, Andrianjafy Mathieu mitondra ny fiara Subaru, avy amin’ny Asacm, manana isa 170, 50. Nandraisany anjara avokoa ireo hazakazaka telo efa-tontosa. Raha tsiahivina, nanokatra ny fihaonana ny an’ny klioba FMMSAM, nanana lanjan’isa 1.0, […]
Taekwondo – Lalao Olympika 2024 : hiady tapakila any Sénégal ny Malagasy
Mitohy avy hatrany ny asa ho an’ny federasiona malagasin’ny taekwondo, taorian’ny fahavitan’ny lalaon’ny Nosy. Efa manomana ireo atleta amin’ny fiatrehana ny fifanintsanana ho an’ny lalao Olympika (JO 2024) izy ireo. Nambaran-dRamanantsoa Christian, filohan’ny federasiona malagasin’ny taekwondo, tamin’ny mpanao gazety, ny alatsinainy teo, teny Iavoloha, fa mitohy avy hatrany ny asa […]
INDRAY MIJERY
Hatao rahampitso sy ny zoma ho avy izao, eny amin’ny esplanade Ankatso, ny hairanty fampahafantarana ireo lalam-piofanana eny anivon’ny oniversiten’Antananarivo. Manodidina ny 35 000 ny isan’ny mpianatra manaraka fampianarana isan-taona, anisany ireo vao nahazo ny mari-pahaizana bakalorea teo. Hanampy azy ireo hisafidy ny lalam-piofanana ny hairanty. Nanome fonosan-tsakafo 4 000 […]
Natokana ho an’ny daholobe : andiany faharoa ny vaksiny miaro amin’ny polio
Niditra amin’ny andiany faharoa indray ny vaksiny miaro amin’ny aretina lefakozatra ho an’ny daholobe, nanomboka omaly ary haharitra hatramin’ny zoma izao, manerana ny Nosy. Nampidirina ho anisan’ny mpisitraka ny olon-dehibe satria hita tamin’ny fanadihadiana fa nisy olon-dehibe lasa nalemy tampoka vokatry ny fahazoany ny tsimokaretina «polyovirus». Vokatry ny fiparitahan’ny tay […]




