Taratra

Ramamimampionona Gérard : “Mila jerena izay mety handrehitr’afo eto amin’ny firenena”

“Mila jerena ny an-tsipirian-javatra mety handrehitra afo eto amin’ny firenena, ka hisorohana an’izany amin’ny lafiny rehetra: fotoana, endriny rehetra.” , hoy ny mpandinika fiarahamonina, Ramamimam­pionona Gérard, manoloana ny fiatrehana fifidianana filohan’ny Repoblika amin’izao. Raha mandeha ny fifidianana, enimpolo taona izay: toy izao hatrany… Atao ny fifidianana filohan’ny Repoblika, midina amin’ny […]

VTM : « Tsy azo averina intsony izao fitondrana izao »

Hivory sy haka fanapahan-kevitra, ny 8 sy ny 9 septambra izao, ny Vondron’ny tanora (VTM) manoloana ny fifidianana filo­ham-pirenena. Nambaran’ny filohany, Rakotomalaza Désiré fa hijery kandidà mitovy foto-kevitra amin’izy ireo ny fikambanana ka hanohana sy hampandany izany amin’izany fihaonambe izany. « Tsy te hiaina sy hamerina ny tranga miseho eto amin’ […]

Kitra – Filohan’ny FMF: nasiana sivana ny filatsahan-kofidina

Notanterahina teny amin’ny biraon’ny Federasiona mala­gasin’ny baolina kitra (FMF), omaly, ny valandresaka mahakasika ny fifidianana ho filohany. Nilaza ny tomponandraikitra misahana ny fifidianana sy fitarainana eo anivon’ny FMF fa hisy ny sivana ho an’ireo kandidà hirotsaka hofidina sy ho mpikambana « Comité exécutif » (CE). Anisan’ireo sivana takina ny fandraisana ny taratasy fiantohana […]

Fifidianana filohan’ny Repoblika : mangataka fitia tsy mba hetra haha kandidà azy Razafiarison Laza

Atolotry ny Rassemblement des citoyens responsables (RCR) ho kandidà amin’ny fifidianana filoham-pirenena Razafiarison Laza. Miankina amin’ny tolo-tanana avy amin’ny olom-pirenena anefa izany. Ho kandidà ho filohan’ny Repoblika indray ny kan­didà tamin’ny fifidianana 2018, Razafiarison Laza? Ma­nolotra azy ny Rassemble­ment des citoyens responsables (RCR) na Tambaben’ny olompirenena nampiraisin’ny Andraikitra (Tolona), raha […]

INDRAY MIJERY

Namoaka filazana ny oniversiten’i Fianarantsoa fa hitsahatra ao anatin’ny 15 andro ny fampianarana, mba hahafahan’ireo tanora mihanoka ny lalaon’ny Nosy sy mandray anjara amin’izany am-pilaminana eto Antananarivo. Nanomboka ny 25 aogositra teo io fiatoan’ny fampianarana vonjimaika io. Maimaimpoana ny fanaovana « échographie obstétricale » ho an’ireo renim-pianakaviana mitondra vohoka, ao amin’ny INSPC […]