Taratra

Namaky varavaram-pasana : jiolahy iray maty voatifitry ny zandary

Maty voatifitry ny zandary tao amin’ny fokontany Fiadanankely, kaominina ambanivohitr’i Mahitsy, omaly maraina, ny iray amin’ireo jiolahy nikasa hamaky fasana. Telo lahy izy ireo no niaraka. Tratra teo am-pisokirana fasan’olona. Nifanehatra tamin’ny zandary mpanao fisafoana izy ireo tamin’io fotoana io. Nandositra avy hatrany izy telo lahy raha vao nahita ny […]

Dimy lahy nosamborina : ady tany nivadika famonoana olona

Disadisa nateraky ny ady lova hatry ny ela, namoy ny ainy novonoin’ny fianakaviana akaiky azy ny lehilahy iray. Hitan’ny zanaky ny maty anefa ireo nahavanon-doza. Dimy lahy, izay fianakaviana iray ihany, indray nanafika tokantrano iray tao Andranomamavo, fo­kontany Marofarihy, kaominina Mahavelo, distrikan’i Fara­fan­gana, ny alin’ny alahady 13 aogositra teo. Nanao […]

« Slam nationale 14 »: fantatra ny ampahany andray anjara

Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny fifaninanana nahafantarana ny solontenan’ny tanànan’Antsirabe sy Fianarantsoa ary Mahajanga, amin’ny “Slam nationale 14”. Ny Alliance Française any an-toerana no nandray ny hetsika sy manohana ary manampy tamin’ny fikarakarana. Efa manana solontena araka izany ny tanàna dimy amin’ny roa ambin’ny folo, handray anjara amin’ny fifaninanana […]

Rasoamaromaka Hery: “Tsy tompon’andraikitra amin’ny hadalan’ny hafa ny filoha”

“Ireo olona omena toerana matetika manondrana. Tsy tompon’andraikitra amin’ny hadalan’ny hafa ny filoham-pirenena. Aleo hihatra aminy ny lalàna”, hoy ny governoran’ny faritra Analamanga, Rasoamaromaka Hery, ny alatsinainy teo, raha nilaza ny heviny mahakasika ny raharaha Randrianarisoa Romy. Ireo olona noheverina fa hanavotra ny firenena sy hanampy ny filoha no mamoa-tsampona […]