Kitra amboaran’ny filoha. Tsy tafavoaka tao amin’ny vondrona B ny ekipa voafantin’i Boeny, tompondaka farany, fifaninanana « Coupe du Président ». I Antsiranana sy i Fianarantsoa no miatrika ny lalao manasa-dalana. Araka izany, ny ekipa voafantin’Antsiranana no hifanandrina amin’Antananarivo eo amin’ny dingana manaraka. TMF Rally. Norombahan-dRasoamaromaka Faniry sy Randriambololona Mahenintsoa, mitondra ny […]
Taratra
Amboaran’ny kaonfederasiona : 20 ireo mpilalaon’ny Elgeco lasa any Botswana
Hanainga anio, hihazo an’i Botswana, ny ekipan’ny Elgeco Plus Foot-ball Club. Hiatrika ny lalao savaranonando mandroso, hiadiana ny amboaran’ny kaonfederasiona (CAF). Fihaonana, hikatrohana amin’ny Gaborone United, ny sabotsy 19 aogositra ho avy izao, ao amin’ny kianja Gaborone. 20 ireo mpilalao hiatrika izany. Nanatevina ity ekipan’Analamanga ity i Feno, lohalaharan’ny Ajesaia […]
AS.NA.KU.FU.MA.BEH.MIRAY : niala tsiny tamin’ny federasiona ny Kung fu
Andro vitsy aty aoriana, nanao taratasy fialantsiny ho an’ny filohan’ny federasion’ny Kung Fu ny fikambanana AS.NA.KU.FU.MA.BEH.MIRAY. Voarakitra anatin’izany, izay nosoniavin-dRalaivelomaharavo Albert, filoha amperinasan’ny fikambanana, fa maneho ny fialan-tsiny tanteraka amin’ny Grand Maitre Rakotoarijaona Avoko sy ny fianakaviany ary ireo rehetra nahatsiaro tafintohina tamin’ilay fanambarana nataony, tamin’ny talata 1 aogositra, momba […]
Kitra D2 Nasionaly : 12 ny ekipa tafita amin’ny dingana faharoa
Nifarana ny alatsinainy lasa teo, ny lalao dingana voalohany “Ligue des Champions”-D2 Nasionaly. Ireo telo voalohany isam-bondrona no tafita hiatrika ny dingana manaraka. Tsy anisan’ireo ekipa tafita amin’ny dingana faharoa, fifaninanana “Ligue des Champions” D2 Nasionaly, ny Five FC sy ny FC Rouge Analamanga. Miisa 12 ny klioba hiatrika izany […]
INDRAY MIJERY
Hanao fivoriana sy fitokonana eny amin’ny Esplanade Ankatso ny mpampianatra mpikaroka ao amin’ny sendikà, rahampitso. Hijery ny tohin’ny hetsika fitakiana samihafa izy ireo. Mitsahatra ny fampianarana eny amin’ny oniversiten’Antananarivo, miandry ny famitana ny taom-pianarana 2022-2023. Mahatratra 15 000 ireo tokantrano misitraka ny “Ankohonana Miatrika” ao Antsiranana. Vola 250 000Ar isan-tokantrano […]




