Nifarana ny alahady lasa teo, tetsy amin’ny tokotanin’ ny Canal Olympia Andohatapenaka, ny andiany faha-44 amin’ny “Rallye International de Madagascar” (RIM). Nandrombaka ny fandresena ny ekipazy TMF Rallye sy Asacm, nisy an’i Faniry sy i Mahenintsoa. Izy mirahalahy, nitondra ny fiara Peugeot 208 T16. 2 ora 27 mn 26, 2 […]
Taratra
Tsipy kanetibe – «Mada 2023» : nanjakan’ny ekipan’ny BIC ny fifaninanana
Tontosa ny alahady lasa teo, teny amin’ny kianja Ivato, ny fifaninanam-pirenena ho an’ny taranja tsipy kanetibe. Nisongadina ny ekipan’ny BIC izay nandrombaka ny tompondaka teo amin’ny «sénior» lahy sy vavy. Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara ho an’ny lehilahy, i Bary sy i Jacquy ary i Faratina. Lasan’i Judicael sy i Miary […]
Basikety-N1B (L) : tompondaka ny Cosfa Analamanga
Nikatona, ny faran’ny herinandro teo, tany Morondava, ny fiadiana ny tompondaka nasionaly, N1B sokajy lehilahy. Voahosotra ho tompondaka nandritra ny fifaninanana, ny ekipan’ny Cosfa Analamanga. Nifanandrina tamin’ny ekipan’ny SBBC Boeny, teo amin’ny famaranana, ity ekipa tompondaka ary nahazo ny fandresena, tamin’ny isa 65 no ho 53. Fandresena efa nampoizina ihany […]
Baolina kitra : Malagasy mpilalao 600 hotilina ho matihanina
Nahatratra 600 ireo mpilalao zandriny, hotilina amin’ny resaka baolina kitra eto amintsika manomboka anio. Vahiny mpitily matihanina roa no hanao ny adina ho azy ireo. Marihina fa mety hilalao any Frantsa, Canada, Etazonia, Alemaina ireo voatily. H otanterahina ao amin’ ny kianja “synthetique” Mahamasina, manomboka anio hatramin’ny zoma 23 jona, […]
Fanja Andriamanantena : «60 taona ny mozikako»
«Hay moa efa nisy fotoana nahavoa mafy ity feoko ity, satria tsy nampiasaiko loatra. Tsy dia nihira intsony aho. Dia teo vao tsaroako, fa hay moa tsy azo ny mandevin-talenta nomen’Andriamanitra ?», hoy i Fanja Andriamantena, tao anatin’ny pejy ifaneraserany amin’ny mpankafy ao anatin’ny tambajotran-tserasera Facebook. Mazava loatra ny dikany fa […]




