Notokanana, omaly, ny toeram-pidiovana sy fahadiovana ary ny rano fisotro madio ho an’ny EPP Ambohitrandriamanjaka, kaominina Ambohimanga Rova, distrikan’ Antananarivo Avaradrano. Natao manara-penitra ny fotodrafitrasa ahafahan’ny mpianatra sy ny mpampianatra mahazo tombony ara-pahasalamana sy manaraka ny fepetra ho an’ny fahadiovana. Niarahana tamin’ny fandaharanasa “Madio Tom” sy ny Fondation Axian ary […]
Taratra
Reny sy ny zaza : tomban’ezaky ny asan’ny fikambanana Mahavagno
Feno dimy taona ny fikambanana Mahavagno, ivondronan’ny vehivavy avy any Atsimo Atsinanana (Grand Sud-Est). Mifantoka amin’ny sehatry ny sosialy ny fikambanana, ka laharam-pahamehana ny reny sy ny zaza. Natao ny sabotsy 17 jona teo, teny amin’ny Cercle Mess Soanierana, ny tomban’ezaka vitan’ny Mahavagno. Mampiavaka azy ny tsy fanavahana loko politika, […]
Fanadinana CEPE 2023: 70 taona ny mpiadina zokiny indrindra
Hiatrika ny fanadinana CEPE ny mpiadina miisa 515 081 manerana ny Nosy, anio tontolo andro. Efa vonona ny fotodrafitrasa sy ny fitaovana handraisana azy ireo eny amin’ny foibem-panadinana. Momba ny lamina, tsy afaka miditra amin’ny foibem-panadinana ireo mpanaraka ary olona iray ihany no manatitra ny sakafo atoandro hitandroana ny filaminana. Ampy […]
Fampianarana ambony : nalefa isaky ny oniversite ny karaman’ny mpampianatra an-tselika
Nahita vahaolana ihany ny minisiteran’ny Fampianarana ambony manoloana ny olan’ny karaman’ny mpampianatra sy ny tambin-karaman’izy ireo. Taorian’ny fanambaran’ ny sendikàn’ny mpampianatra mpikaroka nandritra ny filankevi-pirenena fa hiteraka fampikatsoana ny asa fampianarana sy fikatonan’ny oniversite miankina amin’ny fanjakana ny tsy fandoavan’ ny fanjakana ny karaman’ny mpampianatra an-tselika (vacataire) sy ireo mpikaroka […]
Analanjirofo : Kaominina 100 hisitraka ny tetikasa Rindra
Fanamafisana ny fampitondrana eto Madagasikara. Fametrahana ny tany tan-dalàna sy seha-panjakana mangarahara. Fanajana ny zon’olombelona. Fitantanana mifantoka amin’ny fahamarinana mba ho andrimpanjakana mampihatra ny tamberin’andrakitra ho an’ny olom-pirenena mampivoatra ny demokrasia. Ireo ny voalaza fa sehatra hiasan’ny tetikasa Rindra nandritra ny atrikasa natao, nandritra ny telo andro tao amin’ny faritra […]




