Tontosa ny sabotsy 17 jona teo, teny amin’ny Lycée privé Daniel, Andravoahangy ambony, ny fanadinana ho an’ ireo mpianatra valiha eo anivon’ny Foibe fikarohana sy fampianarana Valiha Académie. Fantatra taorian’ity fitsapam-pahaizana ity fa ny mpiadina 7 mianadahy (6 lehilahy, iray vehivavy) no hivoaka ho mpampianatra amin’izy ireo. Anisan’ny nanadinana ny […]
Taratra
Fisokafan’ny Rovan’i Madagasikara : maro sahady ireo nitsidika nandritra ny andro voalohany
Ankoatra ny maha andrin’ny tantaran’Antananarivo manokana sy i Madagasikara amin’ ny ankapobeny, toerana mahasarika ny vahiny sy ny tompon-tany koa ny Rova. Mitoetra ny maha fampahafantarana ny tantara azy. Tsindrindaona te hahita ny ao anatiny… Nirohotra maro ireo nanam-panirina ny hitsidika ny Rovan’i Madagasikara, omaly, andro voatondro isokafany voalohany ho […]
Rantenaina Falson : “Ilaina ny tanora sahy mametraka fanamby ho an’ny firenena”
Manoloana ny zava-misy iainan’ny firenena, ankehitriny, maro ny tanora miezaka mioitra amin’ny fiainana. Mitady ny fomba rehetra, mikiry mba hialana amin’ny krizy mianjady isan-tokantrano. Anisan’ireny ny filohan’ny Antoko politika, Vondrona Miaro ny Fitondrana (VMF) sady tale jeneralin’ny orinasa Ramanandraibe II. Tao anatin’ny vanim-potoanan’ny Covid-19 sy ny olana toekarena maneran-tany izy […]
Lalaon’ny Nosy (JIOI 2023) : mbola baraingo ny tsipy kanetibe
Nambaran’Andriamilerovason Amiroudine, filohan’ny federation sport boule de Madagascar (FSBM), ny sabotsy lasa teo, teny Ivato, fa mbola baraingo ny ho fandraisana anjaran’ny tsipy kanetibe, amin’ny lalaon’ny Nosy (JIOI 2023), hatao eto Madagasikara, ny 25 aogositra ka hatramin’ny 3 septambra ho avy izao. Araka ny taratasy nalefan’ny federasiona iraisam-pirenena mantsy, notazonina […]
Faritra Androy : nisitraka tetikasa avy amin’i Japon sy ny Firenena Mikambana
Nitsidika ny faritra Atsimon’ny Nosy, ny masoivohon’i Japon sy ny mpandrindra voalohany eo anivon’ny Firenena Mikambana eto Madagasikara, ny herinandro lasa teo. Anton-dian’izy ireo ny hijery mivantana ny fiantraikan’ny tetikasa nataon’izy ireo any an-toerana, izay vatsian’ny vahoaka japoney vola. Maro ny tetikasa vita (ny lalana, teo anelanelan’Ankirihiry sy Andragnara, tao […]




