Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy, omaly, teny amin’ny Kalotody Mandroseza, ny fijoroan’ny vovonana Avotantsika Miaraka i Madagasikara , AMM. Araka ny maha vovonana azy, fikambanana maromaro no handrafitra izany. Mijoro ara-dalàna sy ara-panjakana ny vovonana ka ny solombavambahoakan’i Madagasikara, voafidy tao Tsihombe, Masy Goulamaly Marie Jeanne d’Arc no mitarika izany. Tanjon’ny […]
Taratra
Fifanatrehana eny Tsimbazaza : ho adinin’ireo depiote tsirairay ireo minisitra
Hihaona amin’ny solombavambahoaka, eny amin’ny antenimierampirenena Tsimbazaza, ny minisitra, hanao ny tatitry ny zava-bita sy ny zava-misy. Mahakasika ny lalana sy ny sosialim-bahoaka ary ny fitantanam-bola no tena hisongadina ao anatin’izany. Hafampana! Hanomboka ny 24 hatramin’ny 31 mey, ny tatitry ny mpikambana eo anivon’ny governemanta, eny Tsimbazaza. Hanao tatitra tsirairay […]
Haitao ara-kajy mirindra : fanoitra tsy azo ihodivirana amin’ny fampandrosoana
Nisokatra, tamin’ny fomba ofisialy, omaly, etsy amin’ ny Novotel Alarobia, ny fikaonan-doha momba ny fanovana sy ny fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra eto Afrika «Assises de la Transformation digitale en Afrique» (ATDA), andiany faha-12. Maharitra roa andro ny hetsika, hanomezana sehatra ireo mpikaroka iraisam-pirenena eo amin’ny sehatry ny haitao ara-kajy […]
Misy ny tsirim-panantenana
Maresaka indray ny tanàna eto an-drenivohitra. Mampiantrano vahiny manan-kaja maro i Madagasikara tamin’ity herinandro ity. Mahoraka ny hetsika goavana momba ny haikajy mirindra. Firenena afrikanina maro no nahatonga solontena. Tsy ambakan’izany ny lalaon’ny Nosy. Efa eto Madagasikara, manao fanadihadiana farany ny vaomiera miandraikitra izany aty amin’ny Ranomasimbe Indianina. Iaraha-mahita fa […]
Ceni-Fifidianana : “Tsy ampy hiasana ny 70 miliara Ar”
Hatao ihany ny fifidianana? Tsy ampy hanaovana izany ny vola 70 miliara Ar, raha ny fanazavan’ny filoha lefitra voalohan’ny Ceni, “Kely izany 70 miliara Ar izany, ary tsy mety hahavitana fifidianana”, hoy ny filoha lefitra voalohan’ny Ceni, Andriamalazaray Andoniaina, manoloana ny resaka hoe 70 milira Ar no zakan’ny fanjakana enti-manana […]




