«Festival internazionale delle Abilità Differenti». Io no anaran’ilay hetsika goavana hatao any Carpi, Italia, rahampitso alahady 21 mey. Nampita vaovao avy any an-toerana Rajery, izay Malagasy mpanakanto anisan’ireo loha-lisitra amin’ity hetsika ity. “Natao hanehoana ny talentan’ireo olona manana fahasembanana ara-batana na ara-tsaina nefa tena mahavita zavatra mahavariana ny hetsika. Hizara […]
Taratra
Fitendrena gadona Ba Gasy: hizara ny fahaiza-manaony i Liva Ramorasata
Tanterahina anio, tolakandro, eny amin’ny ivontoeran’ ny Academie Nationale des Arts et de la Culture na ANAC Anosy, ny “Atrikasa Piano Ba Gasy”, karakarain’ny ANAC. Fampiofanana sy fampianarana ny fitendrena ny Piano, amin’ny gadona Bagasy, iarahana amin’i Liva Ramorasata, mpampianatra sy mpandalina mozika, no hameno ny fandaharam-potoanan’ ny atrikasa. Miray […]
Amboara eran-tany «Slam-Poèsie» : tsy tratra ny tanjona ho an’i Hichim
Tontosa omaly, tao Belleville Paris, ny dingana faharoa sady manasa-dalana, ho an’ny fiadiana ny amboara eran-tany amin’ny “Slam Poèsie”. Mpifaninana 6, tao anatin’ny 12 naharesy tamin’ny dingana faharoa no tafakatra amin’ny dingan’ny famaranana, tanterahina anio. Tsy tafita ho amin’izany dingan’ny famaranana izany i Hichim. Tsy tratra ny tanjona ho an’ny […]
Mivelatra ny hiragasy…: hisehatra any Frantsa ny tropy Rasoalalao Kavia
Seho telo hatramin’izao no fantatra fa hotontosain’ny tropy Rasoalalao Kavia, any Frantsa. Ny zava-dehibe dia efa manana ny toerany eo amin’ny iraisam-pirenena ny hiragasy… Vaovao lehibe nahafaly ny maro! Hisy fampisehoana hiragasy any Frantsa… Raha mpanakanto sy tarika malagasy, maro ireo misongadina eo amin’ny tsenan’ny mozika iraisam-pirenena, no fandre. Tsy […]
Fitsarana Anosy : enina ny didy hosoka hita tao anatin’ny iray volana
“Hitanay tamin’ny volana lasa teo fa miverina indray ny fisiana didim-pitsarana hosoka maromaro tonga eto anivon’ny firaketan-draharaha, fitsarana ambaratonga voalohany, Antananarivo”. Io ny nambaran’ny lehiben’ny firaketan-draharaha, fitsarana ambaratonga voalohany (I), Antananarivo, ny Me Herinatrehana Inham Ella, teny Anosy, omaly. Mamanafy izany ny fisiana didim-pitsarana hosoka enina voarain’izy ireo. Entaniny, araka […]




