Taratra

Atrikasa ho an’ny tanora : nosokafana ofisialy omaly

Nosokafana ofisialy, om­aly 15 mey, tetsy amin’ny Novotel Alarobia ny “2è Forum Humanitaire de L’Union Africaine pour la Jeunesse”. Atrikasa andinihana ny fahafahan’ny tanora mamaha ny krizy manjo ny olona aty Afrika, eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Tanjon’ity “forum” ity ny hanampiana ny tanora sy hiaraha-misalahy amin’ireo […]

Lalaon’ny Nosy 2023 : fitaovana 4 kaontenera, ho an’ny atleta malagasy

Nomen’ny fanjakana sinoa fitaovana efatra kaontenera ny atleta malagasy, handray anjara amin’ny JIOI 2023. Nandray izany ny delegasiona, notarihin’ny filoha Rajoelina Andry. Notanterahina, omaly, tetsy amin’ny La­pan’ ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena Mahama­sina, ny lanonam-panolorana fitaovana ho an’ireo atleta malagasy avy amin’ny firenena sinoa. Tonga nanotrona izany ny filohan’ny Repob­lika, […]

Gadona malagasy : Tafatsangana ny “Redombe Ba Gasy”

Tontosa ny sabotsy 13 mey 2023, teny amin’ny Aro Antsa­havola, ny lanonana nokarakarain’ny fikambanana Sehatra Bagasy. Tafatsangana tamin’ny fomba ofisialy, nandritra izany, ary ny “Redombe Ba Gasy”, fikambanana ivondronan’ny mpanao bagasy tsy ankanavaka. Fananganana ny “Redombe Ba Gasy” sy fianarana hira ary fifampizarana sy seho an-tsehatra no nameno ny fandaharam-potoana […]

Fandriampahalemana : vonona i Madagasikara

Nandray fitenenana manoloana ireo solontenam-pirenena manatrika ny fihaonambe fahenina ho an’ireo firenena aty amin’ny ranomasimbe Indianina, mivory ao Dakha renivohitr’i Bengladesh, ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN), ny Jly Rakotoari­jao­na Josoa, afakomaly. Na­neho ny fahavononany i Mada­gasikara amin’ny fiaraha-miombon’antoka amin’ny fandriampahalemana sy ny fa­hombiazana ho amin’ny ho avy mafy orina amin’ireo […]