Taratra

Anosipatrana : fanafihana nitsefotra, jiolahy enina matin’ny polisy

Saika hanafika saingy tratra mialohan’ny fotoana. Jiolahy enina maty rotiky ny balan’ny polisy misahana ny heloka bevava, sakelika fahefatra, teny Anosipatrana, ny zoma alina. Nihorohoro ny mponina teny Anosipatrana sy ny manodidina ny zo­ma alina teo, nandritra ny fifampitifirana teo amin’ny polisy sy ny jiolahy. Tsy ni­fandrenesana ny poa-basy teny […]

Taona 2023 : nivelatra ny Fetin’ny Paka

Malaza ny Antsirabe ! Tsy latsa-danja amin’izany ny fivelaran’ny « Fetin’ny Pa­ka » ho an’ity taona 2023 ity. Nahazo tombony ny faritra tsy lavitra an’Antananarivo Reni­vohitra. Anisan’izany ny eny Tsarasaotra ny 10 avrily, ahitana ny Lundi de Pa­ques « Bex party ». (Wada sy Youngs, Rim-Ka, Agrad, Raouto…). Sambany handray ny « Fitsangatsanganana goa­vambe » ny kianja maitso […]

Miss Madagascar 2023 : hotanterahina ny volana jona ny fifaninanana

Miroso amin’ny fanatanterahana ny fifaninanana nasionaly ny tomponandraikitra eto Madagasikara, taorian’ny fiovana nisy teo amin’ny fotoana hanatanterahana ny fifaninanana “Miss monde 2023”. Ny solontenan’ny Malagasy amin’ity fifaninanana ity izay efa vonona tanteraka. Namoaka fanambarana ofisialy ny Comité na­tionale de préparation de Miss Madagascar, CNMM, ny Zoma 7 avrily 2023, ny […]

Fananan-tany : fototry ny olana ny tsy fahalalana ny lalàna

Nikarakara varavarana mi­sokatra ho an’ny rehetra ny sampandraharahan’ny Fana­nan-tany, omaly, tetsy Anosy. Lohahevitra noraisina ny hoe: “ny fananan-tany sy ny fiangonana”. Tanjona ny hiadiana amin’ireo olana rehetra mikasika ny tsy fahafantarana ny lalàna mifehy ny fananan-tany eto amin’ny Nosy sy hanakaikezana ny vahoaka. Maro ny olona tsy mahalala ny lalàna […]