Taratra

Ligue des Champions: hanala vela amin’ny Bayern ny PSG

Hotanterahina anio ny lalao ampahavalon-dalana miverina faharoa amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des Cham­pions 2023” (LDC). Hihaona amin’ny Paris Saint Germain (PSG), klioba Frantsay ny Bayern, klioba Alemà. Lalao hotanterahina ao amin’ny kianjan’ny Allianz Arena. Hanala vela amin’ny Bayern ny PSG. Tsiahivina fa lavon’ny Bayern tamin’ny isa 1 […]

Kitra – Fifanintsanana «Can 2023»: Nesorin’i Dupuis i Arnaud sy i Ramalingom ary i Fontaine

Fantatra omaly ny lisitra mandrafitra ny Barea de Madagascar, hiatrika ny lalao mandroso amin’i Centrafrique, eo amin’ny fiadian-toerana ho an’ny “Can 2023”. Mbola voatazona i Jeremy Morel raha nesorina kosa i Ramalingom sy i Fontaine. Navoakan’ny Federa­siona malagasin’ny baolina kitra (FMF), tao amin’ny tambajotran-tseraserany, omaly talata, ny ana­ran’ireo mpilalao mandrafitra […]

Ortana : fitetezam-bohitra eny Manjakazafy

Mitohy ny fitetezam-bohitra karakarain’ny Ofisim-paritry ny fizahantany Anala­man­ga (Ortana). Eny Man­ja­ka­za­fy, ny tanàna hotsidihana, eny andrefan’ny Renivohitra, ao anatin’ny distrikan’ Ambohi­dratrimo, ny sabotsy 11 marsa ho avy izao. Manana ny tantara mampiavaka azy ity tanàna ity, natsoina hoe Marovatana tany aloha. Toerana nipoiran’ ny mpanjaka Ranavalona III, ka niova ho […]

Fandraharahana : ilaina ny fanodinana akora fototra eto an-toerana

Tamin’ny taona 2017, efa niray feo ny vondrona fikambanana mpandraharaha maro, toa ny Fivmpama, Sim, sy ireo hafa, miray hina ho fanarenana ny seha-pihariana eto Ma­da­gasikara. Heverin’ireo fi­kam­banana isan-tokony ireo fa fototry ny tsy fandrosoan’ ny firenena ny firafitra misy tamin’izany fotoana, koa sokajin’olona vitsy ihany no mahazo tombony. Nambaran’ireo […]