Taratra

Tetikasa JICA : manampy ny tontolo ambanivohitra amin’ny fambolena sy fiompiana

Anisan’ny tetikasa mifandimby iarahana amin’ny Japoney hatramin’izao ny hahatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Manohana izany tetikasa izany ry zareo Japoney amin’ny alalan’ny fiaraha-miasa Jica (Japan cooperation international agency). Mandeha ankehitriny ny tetikasa Jica eo amin’ny sehatry ny fampandrosoana any ambanivohitra. Miaraka tohanan’ny Jica amin’izany tetikasa iza­ny, ny paikady famokarana vary amin’ny […]

Rivodoza Freddy : tsy nisy fiantraikany tao Toamasina

Ho an’ i Toamasina renivohitra, tsy nisy fiantraikany na kely aza ny fandalovan’ny rivodoza Freddy, nambara fa mafy sy matanjaka. Na­moizana ain’ olona iray kosa izany tao amin’ny distrikan’ i Mahanoro sy nitondra ranobe ho an’ny kaominina ambanivohitra mandrafitra azy. Ho an’ i Toamasina ma­nokana, famantarana ataon’ny mponina matetika ny […]

Fiahiana ny mpianatra : hisy toeram-pitsaboana eny anivon’ny sekoly

Apetraka eny anivon’ny sekoly ny toerana manokana handraisana ireo mpianatra tojo tsy fahasalamana an-tsekoly. Amin’ny alalan’ny ofisy nasionaly misahana ny fisorohana ny voina an-tsekoly (Onapascoma) no hahafahana manatanteraka izany. Anisan’ireo fototry ny tsy fahombiazan’ny mpianatra ny olana ara-pahasalamana, ka izany indrindra no nametrahan’ny minisiteran’ny Fa­nabeazam-pirenena ny tetikasa « Tsinjo fahasalamana […]

Toetry ny andro : hiverina ny volonandro fahavaratra

Sisan-drahona nentin’ny rivodoza Freddy nanakaiky an’i La Réunion ka natosiky ny rivotra aty amin’ny mo­ron­tsiraka atsinanan’i Mada­gasikara no miteraka ny orana ao Atsinanana sy Alaotra Mangoro ary Analamanga, omaly. Hisava izany anio ka hiverina ny andro maina. Nitombo hery ilay rivodoza Freddy ka lasa « tempête tropicale modérée ». Omaly […]

Vokatry ny rivodoza Freddy : fito ny olona namoy ny ainy

Nitombo ho fito ny olona namoy ny ainy vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Fred­dy. Ankoatra ny olona efatra lasan’ny rano sy nianjeran’ny trano tany Mahanoro sy Ambalavao, misy olona telo hafa maty an-drano koa tany amin’ny fokontany Ampa­sim­bola, distrikan’i Nosy Varika sy tany amin’ny fo­kontany Ambohitsara Atsina­nana any Mananjary ary tao […]