Hiditra amin’ny andiany fahaefatra amin’ity taona ity ny “Mihamy Mada Fashion”. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina, hotontosaina any Toamasina indray ny amin’ity, ny 6, 7 ary 8 avrily ho avy izao. Ity no hetsika goavana indrindra hanasongadinana ny tontolon’ny asa famoronana, anatin’ny haihaingo sy ny […]
Taratra
FMI : miankina amin’ny toekarena sinoa
Miankina amin’ny fiverenan’i Chine ny toekarena eran-tany, raha ny fahitan’ny FMI azy. Hiakatra 5,2 % ny toekarena sinoa amin’ity 2023 ity ary 4,5 % amin’ny taona 2024. Amin’ny ankapobeny ny fisokafan’ny toekarena sinoa dia tombontsoa ho an’ny toekarena eran-tany, hoy ny mpanadihady iray ao amin’ny FMI. Eran-tany, hitombo 2,9 % […]
Varotra rongony : lehilahy roa voasambotry ny polisy
Voasambotry ny polisy ireo tovolahy miisa roa afakomaly. Tratra nivarotra rongony teny Manakambahiny sy Ambodivona izy ireo tamin’izany. Naharay fitarainana mikasika io tranga io ny eo anivon’ny sampana miady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina (Stup) eny Anosy ka nahatonga ny fidinana ifotony nataon’ny polisim-pirenena. Vokany, voasambotra nandritra izany ny roa lahy anisan’ny […]
Miandahy miambavy ireo mpamaky trano: amidin’ireo jiolahy 60 000Ar ny ordinatera halatra
Ravan’ny polisy ao amin’ny kaomisarian’i Vatomandry ireo tambajotran-jiolahy (ahitana vehivavy) mpamaky trano. Niainga avy amin’ny fahatrarana jiolahy telo mpamaky trano ny 10 febroary 2023 teo no nahafahana nisambotra ireo namany. Araka ny fanazavan’ny polisy, maromaro ireo olona niharan’ny vaky trano ka nametraka fitoriana tao amin’ny kaomisarian’ny polisy ao Vatomandry. Natao […]
Fikarohana sy ny haivao : tokony hitondra vokatra
Notanterahina tamin’ ity herinandro ity teny amin’ny tranombokin’ny oniversiten’ Antananarivo ny atrikasa fakan-kevitra mahakasika ny politikam-pirenena momba ny fikarohana sy ny haivao (PNRI). Tanjona ny hitarihana ireo mpandray anjara fototra amin’ny fikarohana siantifika. Fikarohana atao hifanaraka amin’ny filan’ny vondrom-piaraha-monina, ahazoana vokatra azo tsapain-tanana ao anatin’ny fito taona (2023-2030). Hiantoka ny […]




