Naratra vokatry ny famonoan’afo tamina trano 11 nirehitra ny raim-pianakaviana iray tao amin’ny fokontany Aviavazaha, kaominina ambanivohitr’i Maromitety, distrikan’i Vavatenina ny 2 febroary teo. Nandrehitra kitay tamin’ ny solika ny olona iray tamin’ireo tao amin ‘io tanàna io. Nataony be loatra anefa izany solika izany ka niredareda avy hatrany ny […]
Taratra
Fitia voarara : tovovavy iray namono tena teny Ikopa
Hita faty, omaly vao maraina teny Ampasika ny tovovavy iray. Tsy navela hanambady ny havany izy ka izao nisafidy hamono tena izao… Tovovavy iray 22 taona no hita faty teny Ampasika, omaly maraina. Raha ny fantatra, tsy navelan’ny fianakaviany hanambady ny havany (cousin) izy ka antony nahatonga azy nisafidy hamono […]
Kitra – Mada vehivavy : lasan’ny Disciples FF ny vola 5 tapitrisa Ar
Nifarana ny asabotsy 4 Septambra lasa teo, tany Antsirabe ny fifaninanana « Poule des AS » nasionaly taranja baolina kitra sokajy “sénior” vehivavy taona 2022. Azon’ ny Disciples FF Antsirabe ny amboara sy ny medaly volamena ary ny lelavola 5.000.000 Ar. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 4 no ho 2 ny ekipan’ny AC […]
Tenisy-Lalaon’ny Nosy : miankina amin’ny hoenti-manana ny fanafarana “expatriés”
Tsy mbola nisy ny fiantsoana voarain’ny Federasiona malagasin’ny tenisy, hatramin’ izao, mahakasika ny lalaon’ny Nosy. Na izany aza, maneho ny fahavononany izy ireo, araka ny resaka natao tamin’ ny filohan’ny FMT, Rakotomaniraka Naina Zandina. *Gazety Taratra: Mety hanao ahoana ny fahavononana hiatrika ny lalaon’ny Nosy? -Naina Zandina: Tena anaty tsy […]
Rugby malagasy : mitaky ny fivoriambe ara-potoana ireo ligy 7
Tonga tao amin’ny minisiteran’ny Fanatanjahatena teny Ambohijatovo, omaly, ireo filohan’ny ligy fito tsy manaiky ny nahalany an-dRakotomalala Marcel, filohan’ny Federasiona Malagasin’ny Rugby (FMR). Isan’izany ny filohan’ny ligy avy any Menabe, Atsinanana, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Vakinankaratra, Diana, ary Betsiboka. Izy ireo izay hanatitra ilay taratasy fangatahana ny hanaovana fivoriambe ara-potoana, rehefa […]





