Taratra

COVID-19 : marary iray namoy ny ainy

Tao anatin’ny herinan­dron’ny 14 ka hatramin’ny 20 janoary, namoizana ain’olona iray indray ny valan’aretina covid-19, teto Madagasikara. Nivoitra avy amin’ny tatitry ny minisiteran’ny Fahasala­mam-bahoaka izany. Mbola misy olona dimy hafa koa marary mafy, arahi-maso akai­ky ny fahasalamany. 29 ny tranga vaovao tao anatin’ ny herinandro. Olona 321 nanaovana fitiliana, voaporofo […]

Rivodoza Cheneso: telo maty, tafiakatra enina ny olona tsy hita popoka

Mavesatra ny takaitra navelan’ilay rivodoza Cheneso tamin’ny faritra maro eto Madagasikara. Mahatratra 6 ireo olona tsy hita popoka, olona telo hafa maty. 7.240 ireo traboina. Ranobe mangeniheny ao Mahajanga sy amin’ny tanàna maro. Mitohy ny fanagonana ny vokatry ny fahapotehana nateraky ny fandalovan’ny rivodoza Cheneso teto Madagasikara izay tanterahin’ny BNGRC. […]