Fantatra ny talata 17 janoary 2023, fa hotanterahina ny volana mey 2023 ny fifaninanana “Miss World 2023” andiany faha-71. Manodidina ny 80 isa ny mpifaninana handray anjara amin’ity fifaninanana isan’ny lehibe eran-tany ity. Isan’ny firenena manana solontena amin’izany i Madagasikara amin’ny alalan-dRajoelina Antsaly. Fifaninanana lehibe hahafahana mampahafantatra sy manandratra ny […]
Taratra
Etsetra Etsetra sy Fou Hehy: hatsikana holaroina hira ny “Amour Rire”
Miavaka kely indray ny amin’ity… Tarika roa samy manana ny lazany eo amin’ny hatsikana no hampiarahan’ny LH Pro an-tsehatra, mandritra ny “Amour Rire” manaraka eo. Seho hotontosaina ny alahady 19 febroary, etsy amin’ny CCEsca Antanimena izy ity. Ny tarika Fou Hehy, ahitana an’i Eric sy i Honorat ary ny tarika […]
Faha-200 taonan’i Louis Pasteur: ny mpianatra no tena liana amin’ny fampirantiana
Notontosaina teny amin’ny Institut Français de Madagascar na IFM Analakely, nanomboka ny 13 desambra 2022 ary tsy hifarana raha tsy ny 21 janoary 2023, ny fampirantiana ahatsiarovana ny faha-200 taona nahaterahan’i Louis Pasteur. “Bicentenaire de la naissance et son héritage à Madagascar” no lohateny nampitondrain’ny mpikarakara ity hetsika ity. Ankizy […]
Rovan’i Madagasikara: hamboarina ny tilikambon’ny fiangonana
Fotoana vitsy lasa izay no nahalalana fa nisy nitriatra ny tilikambon’ny FJKM Tranovato Anatirova. Voalaza fa nilatsahan’ny varatra no nahatonga ny fahasimbana, ka nisy ny fijerena ny fanamboarana sy ny fanarenana nataon’ny tompon’andraikitra eo anivon’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina, tamin’ny alalan’ny Ofisin’ny Rovan’i Madagasikara. Araka izany, nankatoavin’ny Filankevitry ny […]
Kolontsaina sy zavakanto: lany andro maka tahaka sy manao fampitahana ny Malagasy
« Ny soa fianatsa », hoy ny fahendrena malagasy. Tena izay mihitsy ve ny iainan’ny kolontsaina sy ny zavakanto malagasy ankehitriny ? Misy ny mitaratra fa ao ihany koa ireo tarafina. Ito farany izay azo sokajiana ho manana ny tsara halain-tahaka… Tsy tonga hatramin’ny farany anefa ny « soa fianatsa » fa matetika tafajanona eo amin’ny […]





