Mametraka ho vaindohan-draharaha ny ady atao amin’ny herisetra eny anivon’ny toeram-piasana ny eo anivon’ny minisiteran’ny Asa, ny fampananan’asa, ny asam-panjakana ary ny lalàna sosialy (MTEPLS). Tafiditra amin’ny vina ho an’ny asa mendrika ho an’ny maro anisa izany. Mazava ny lohahevitra, amin’izao hetsika izao : “Herisetra amin’ny toeram-piasana: miady ho an’ […]
Taratra
ANKORONDRANO : olona sahirana 100 nomena fanampiana
Mahatratra 100 mahery ireo olona nahazo fanampiana ara-tsosialy avy amin’ny departemanta sosialy eo anivon’ny fiangonana Jesosy Mamonjy, ny faran’ny herinandro lasa teo. Olona sahirana ara-pivelomana notsongaina tamin’ny mpino eo anivon’ny fiangonana izy ireo, hoy ny tompon’andraikitra. Nahazo vary, menaka, sira, paty ary akanjo avokoa izy ireo. «Tanjon’ny hetsika ny hanasoavana […]
Fanondranan’olona : tsy manana rafitra mahomby ny fanjakana
Voalazan’ny tatitry ny Amerikanina fa mihena ny ezaky ny governemanta malagasy momba ny ady amin’ny fanondranana sy famarinana olona an-tsokosoko. Nambaran’io tatitra io fa tsy misy na tsy feno ny antontan-kevitra samihafa ampitain’ny governemanta malagasy momba izany tranga izany. Hatreto, tsy mbola manana rafitra mahomby ofisialy ny fanjakana malagasy hitsirihana […]
FANOMEZAN-DRA : nanefa ny adidiny ny polisy monisipaly sy mpamonjy voina
Vita ny asabotsy lasa teo ny fanadinana an-tsoratra ho an’ireo mpifaninana ho polisy monisipaly sy mpamonjy voina eto anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Notanterahina omaly kosa ny fizaham-pahasalamana sy fakana ra azy ireo teny amin’ny tobin’ny vondrona polisy monisipaly Anosipatrana. «Tsy maintsy miatrika fizaham-pahasalamana avokoa ny mpifaninana tsirairay mialoha ny fivoahan’ny […]
Sambava : natsahatra ny fampianarana noho ny orambe
Mitondra rotsakorana be sahady ho an’ny distrikan’i Sambava ny tangoron-drahona any an-dranomasina. Nandray fepetra nampitsahatra ny fampianarana ny Cisco. Nijohy nanomboka ny alahady alina ary nitohy hatramin’ny omaly tontolo andro ny orana any amin’ny distrikan’i Sambava, araka ny fanazavan’ny proviseur ny Lycée ao an-toerana, omaly. Vokany, niakatra avokoa ny rano, […]





