Taratra

RAFPRO-FMFP: sarotra ny mahita mpiasa tena matihanina eto Madagasikara

Mpikambana feno ao amin’ny tambanjotra Rafpro* izao ny FMFP* eto Madagasikara nanomboka tamin’ny marsa 2019. Ny FMFP dia sampana iray mpanofana momba ny sehatrasa maro, indrindra ho an’ny tanora hahatonga azy ho matihanina. Mivory eto an-toerana nanomboka omaly hatramin’ny 1 de­sambra 2022, « Top management », izao ny tambajotra Rafpro iombonan’ny firenena […]

Jirama: nidina an-dalambe koa ny any Moratsiazo Ampefy

Tsy mety tapitra ny hatezeran’ny mpanjifa sy ny mponina noho ny fahatapahan-jiro, amin’ny tambajotra ma­matsy ny any amin’ny tapany an-drefan’Antananarivo, miainga etsy Anosizato. Taorian’ny tany Antanentimboahangy Ana­lavory, ny zoma hariva 25 novambra, nidina an-dalambe koa ny mponina any Mora­tsiazo avaratr’Ampefy, distrika Soaviandriana, omaly tolakandro. Nobahanan’izy ireo ny lalana, sady nandoro […]

Fianarantsoa: tsenabem –paritry ny harena an-kibon’ny tany

Natao tany Fianarantsoa, ny faran’ny herinandro teo, ny Tsenabe iraisam-paritry ny harena an-kibon’ny tany, niarahan’ny faritra Matsiatra Ambony sy Ihorombe, nokarakarain’ny fitantanam-paritry ny minisitera. Nisy koa ny loabary an-dasy hanatsarana ity sehatra ity. Nampahatsia­hi­vin’ny minisitra Rakoto­malala Herinandrainy Olivier, ny paikady, hampidirana ao anatin’ny ara-dalàna ny mpitrandraka madinika, nametrahana ny fari-pitrandrahana […]

Kabary – Manda: nivoaka ny andia “Tafita”

Manomboka liana amin’ny resaka lahabolana am-bava ny tanora, ankehitriny. Tonto­sa ny alahady 27 novambra 2022 tetsy amin’ny Sehatra Maitso Analamahitsy ny lanonam-panandratana ny mpianatra ho mpikabary ny Andia “Tafita” nahitana ny sokajy mpiofana sy mpandalina teo anivon’ny fikambanana Man­da. Miisa 132 ny nasandratra ary tanora avokoa ny ankabeazany. Tsara ny […]