Lehilahy 18 sy 27 taona indray no saron’ny polisy teo am-panaovana ny asa ratsiny, omaly, tetsy Isotry. Nanararaotra ny hamaroan’ ny mpivezivezy izy roa lahy ireto ka tsy nisalasala nangarom-paosy teny an-toerana. Malaza ratsy sy mampitaraina ny olona rahateo izy ireo ka narahin’ny polisy maso. Nahitam-boakany izany ka tratra am-bodiomby […]
Taratra
Voatondro ho nitondra volamena: Sinoa efatra miandahy nahatrarana basy
Mitrandraka sady mamoaka volamena an-tsokosoko, sarona niaraka tamina volamena tsy ara-dalàna ny teratany sinoa efatra tao Marovahy, Mananjary, afakomaly. Noho ny fahafantarana fisiana teratany nitondra volamena teny amin’ny lalam-pirenena, nanao fisavana ny teo anivon’ny mpitandro filaminana. Nanao vela-pandrika, sarona tao anatin’ny fiara tsy mataho-dalana marika Nissan ireo Sinoa efatra mianadahy […]
Kianja mainty Manarintsoa: saron’ny polisy ny mpivarotra rongony iray
Tra-tehaky ny polisy vao maraina, omaly, ny rangahy lehibe iray nivarotra rongony teny amin’ny kianja mainty Manarintsoa. Olona teny amin’ny manodidina no nampandre ireo polisy mpanao fisafoana. Fantatra fa teny akaiky ny Vorodamba ity lehilahy ity no manao ity asa ratsiny ka dia voasambotra. Mbola nahitana fonosana rongony 60 isa […]
Vehivavy nody alina: niharan’ny fanolanana faobe
Vehivavy iray tratra alina no niharan’ny fanolanana faobe, afakomaly, tao Ambatomanga, faritra Amoron’i Mania. Ankehitriny, efa voasambotra ny roa lahy tamin’ireo voalaza ho nahavanon-doza. Tranga mampalahelo. Vehivavy iray manodidina ny 30 taona, niharan’ny fanolana faobe, afakomaly tokony ho tamin’ ny 11 ora alina tao Ambodimanga, andrefan’ny tetezana Amboay Ambositra. Nifanena […]
Association Madagascar Energie: nanome fitaovana fiarovan-tena ho an’ny mpamonjy voina
Olana tsy ahafahan’ny mpamonjy voina manatanteraka ny asany ny tsy fahampian’ny fitaovana enti-miasa. Ezaka ataon’izy ireo anefa ny hanatsara ny fahaiza-manaony eo amin’io asa iandraiketany io, raha ny fanadihadiana natao. Vokany, nisitraka fitaovana vaovao indray izy ireo omaly. Fitaovana sy fitafiana iarovan-tena, ho entin’ny sampana mpamonjy voina miasa ka nitotaly […]




