Politika

Fanakaikezana vahoaka : nizara bokin-dalàna tany am-piangonana ny fitsarana

Mitohy ny fampahafantarana ny lalàna tanterahin’ny minisiteran’ny Fitsarana. Tafiditra amin’ny fanatsarana ny fomba fiasa eo anivon’ny tontolon’ny fitsarana izany. Notanterahina, ny herinandro teo, tao amin’ny FJKM Ziona Vaovao Mahajanga, ny fanapariahana ny lalàna. Nitarika izany tany an-toerana sady niara-niombom-bavaka tamin’ireo kristianina ny minisitry ny Fitsarana, Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana. “Natao izao […]

FANTINA sy FINTINA

Afaka noho ny fisalasalana ireo voarohirohy tamin’ny “Raharaha Faratsiho” momba ny tsy fanarahan-dalàna tamin’ny fifidianana, araka ny didy navoakan’ny fitsarana tany Antsirabe, ny sabotsy teo. Anisan’izany ny lehiben’ny CED sy ny tomponan­draikitry ny informatika eo anivon’ny Ceni ary koa ny komity mpanohana ny kandidà Ramilijaona Nomen­janahary. Notoloran’ny minisitry ny Fitsarana […]

Andrianainarivelo Hajo : “Tsy misy fitoniana rehefa tsy eo ny demokrasia”

Niatrika ny fivoriana iraisam-pirenena eo anivon’ny “International democrate centriste IDC-CDI” tany Frantsa ny filoha nasionalin’ny MMM, Andrianainarivelo Hajo. Nam­barany fa mahaliana hatrany ny mifampizara traikefa amin’ ireo mpikambana amin’izany antoko iraisam-pirenena izany. “Samy resy lahatra fa tsy misy ny fitoniana rehefa tsy mipetraka ny demokrasia. Sarotra ny hipetrahan’ny fampandrosoana maharitra […]

Fivoizana korontana : mampitandrina ny filoha Rajoelina Andry

Hentitra ny filoha Rajoelina Andry manoloana ireo mitady fanakorontanana. Nohamafisiny tamin’ny lahateny nataony tany Toamasina, afakomaly, koa fa mila hajaina ny safidim-bahoaka. Fotoana hiandrasana ny valim-pifidianana ofisialy, avy amin’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanore­nana (HCC) isika eto Mada­ga­sikara amin’izao. Ao anatin’ izany indrindra no tokony hi­tandroana hatrany ny filami­nana sy […]

Federasion’i Rosia: hitohy hatrany ny fanohanana an’i Madagasikara

Notanterahina omaly, teny amin’ny masoivohon’i Rosia, teny Ivandry, ny lanonana fankalazana ny “Journée de la Russie”. Niatrika izany, nisolo tena ny filoha Rajoelina An­dry, ny minisitry ny Fiaro­vam-pirenena, ny Jly Sahavelo Lala Monja Delphin, notronin’ ireo tomponandraiki-panjakana sy olo-manankaja maro eto amin’ny firenena, indrindra ireo mpisehatra politika. Nan­dritra ny fandraisam-pitenenan’ny […]