Hentitra ny filoha Rajoelina teny Mandroseza, omaly, manoloana ny fikotrehan’ny sasany fanakorontanana amin’ny handraisana ny fihaonana an-tampon’ny COI. «Ankehitriny, manoloana ny fanambarana ataon’olom-bitsy etsy sy eroa: mipoitra ny saron-tavan’izy ireo. Satria manitsakitsaka ny soatoavina sy ny fifanajana: aiza eto an-tany no misy hoe handray vahiny dia hampirisika ny olona any […]
Politika
FANTINA sy FINTINA
Nitondra ny heviny momba ny fandaminana sy fikolokoloana an’Antananarivo, i Rinah Rakotomanga, omaly. Nambarany fa tsy idiran’ny filoha Frantsay na madio na maloto ny Renivohitra. “Vahiny mandalo miserana ireny saingy hitodika aty amintsika ny mason’izao tontolo izao koa ndao hadio sy hanaiky lamina isika”, hoy izy. Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra […]
Fitantanam-bolan’ny kaominina: Sorohina mialoha ny fanagadrana ben’ny Tanàna
Nitondra fanentanana sy fampianarana ary fanofanana manokana ho an’ireo ben’ny Tanàna momba ny andraikitr’izy ireo ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana. Nitarika izany, tany Mahajanga, ny minisitry ny Fitsarana, Rakotomandimby Benjamin Alexis. Nambarany fa tsy tanjona ny hanagadra ny ben’ny Tanàna tsotra izao. “Hametraka rafitra manampy amin’ny fisorohana mialoha ny hadisoana […]
Fandraisana ny fihaonana an-tampon’ny COI: Hametraka fepetra fandaminana maharitra ny CUA
Nihaona tamin’ny mpanao gazety ny ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra, Ramanantsoa Harilala, sy ireo mpiara-miasa aminy. Anisan’ny navoitrany tamin’izany ireo asa sy hetsika tanterahin’ny CUA, amin’izao fotoana izao. Nambarany tamin’izany ary mbola nampahatsiahiviny ny lalàna sy fitsipika efa misy sy mifehy ny eto amin’ny tanànan’ Antananarivo Renivohitra. ” Efa mipetraka izany ka […]
Fampandrosoana : Nanentana ireo Malagasy atsy Seychelles ny MAE
Nihaona tamin’ireo Malagasy am-pielezana atsy amin’ny Nosy Seychelles ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafaravavitafika. Noderainy ny firaisankina sy ny fandraisan’andraikitra ireo Malagasy am-pielezana miisa 2 000 ao an-toerana. Miasa amin’ny sehatra maro izy ireo. Anisan’ izany ny fizahantany, ny fambolena sy ny fiompiana, ny fanatanjahantena. Eo koa ny sehatry ny […]





