Nanao fanambarana manameloka tanteraka ny fanilikilihana sy fanavakavahana natao taminy ny depiote Jean François Michel “Havako aby”. Anisan’ireo manampahefana nasaina hametraka fehezam-boninkazo teo amin’ny tsangambato, manoloana ny gara ity olom-boafidy ao Antsirabe I ity, ny 29 marsa teo. Tsy tanteraka, araka ny tokony ho izy, anefa izany raha tsy efa […]
Politika
Fitsarana : mpisolovava 36 nianiana
Noraisin’ny fitsarana ambony teto Antananarivo ny fianianan’ireo mpisolovava 36 mianadahy. Natao tetsy amin’ ny Lapan’ny fitsarana Anosy, omaly, ny lanonana. Hiasa avy hatrany ny 2 amin’izy ireo. Mbola manao ny fianaran-draharaha kosa ny 34 ambiny. “Tsy maintsy manao fianianana ireo mpisolovava tsirairay avy alohan’ny handraisany ny asany”, hoy ny lehiben’ny […]
Ceni momba ny lisitry ny mpifidy : “Misy fahatokisana ny Ceni matoa 10 tapitrisa ny misoratra”
Nitondra fazavana amin’ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy ny eo anivon’ny Ceni. Anisan’izany ny momba ny fanehoan-kevitra nitsikera azy ireo tato ho ato. «Fomba fijerin’ny mpanao politika ny hoe tsy azo antoka ny Ceni, mila ovaina ny firafitra sy ny mpikambana. Ny hoe tsy azo antoka: tena manao fanahy […]
Fiainana ara-pinoan’ny tanora: “Mbola mila fanarenana”, hoy ny kardinaly
Nandritra ny alahady fahadimin’ny karemy, nankalaza ny faha-100 taona niorenany ny fikambanana Antilin’i Madagasikara manerana ny Nosy. Sehatra iray anabeazana ny ankizy sy tanora amin’ny alalan’ny finoana sy fiainana ny skotisma izay tokony ho hita taratra isan’andro amin’ izay rehetra misy azy ireo. “100 taona aty aoriana, tsy hita taratra […]
Ben’ny Tanàna, Lovamanitra Ony Gloria: “Mitaky fahamafisan-doha ny fitantanana kaominina”
Iza izy ? Ben’ny Tanàna any Bemanonga, Morondava i Lovamanitra Ony Gloria. Anisan’ny mankafy mandihy ary tia ny gadona rehetra afa-tsy ny Rap sy ny Rock’n’roll. Fialamboly tiany ny mitsangantsangana. Mankafy ny sakafo rehetra koa ity vehivavy ben’ny Tanàna ity. Na izany aza, tsy azoazony loatra ny saosy voatabia. Manana […]