Tafapetraka, omaly, ny rantsa-mangaikan’ny Birao mahaleo tena iadiana amin’ny kolikoly eny anivon’ny seranam-piaramanidina Ivato. Mba hahafahana mandray ny fitarainana momba ny kolikoly ny ivontoerana Natao handraisana ny fitarainana mahakasika ny kolikoly sy ny tsy fanarahan-dalàna miseho eny an-toerana ity rantsan’ny Bianco ity. Hanentanana ny mpiasa sy ny mpandeha rehetra mba […]
Politika
FANTINA sy FINTINA
Tsy maintsy mametra-pialana avy hatrany ireo minisitra tsy mahomby ary tsy azo ekena intsony ny fahatarana, araka ny taratasin’ny filoha Rajoelina Andry, ho an’ireo mpikamban’ny governemanta. Nohitsiny fa tsy azo ekena intsony ny fahatarana sy ny tsy fahombiazana amin’ny fanatanterahana ny asa. “Miandry asa mivaingana sy famahana ny olany ny […]
Raboanarijaona Holijaona: “Mahavelombolo ny firafitry ny governemanta”
“Tsy mbola fantatra ny hoe hatraiza marina ny ho fahombiazan’ny governemanta? Ny azo lazaina: mahavelom-panantenana ny firafitry ny governemanta”, hoy ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny fikambanana Emergence Madagascar, Raboanarijaona Holijaona, momba ny fijoroan’ny governemanta vaovao. Ny anton’ izay: hita fa efa matotra ny nisafidianana an’ireo mpikamban’ny governemanta: olona manana traikefa, teknisianina […]
Fifidianana ben’ny Tanàna :hampahatsiahy ireo dosie ilain’ny kandidà ny Ceni
Anatin’ny fanomanana tanteraka ny fifidianana ho ben’ny Tanàna ny Vaomiera manokana na ny Ceni. Hitafa amin’ny mpisehatra rehetra voakasik’izany izy ireo, anio. Hotanterahina, anio, eny Alarobia, ilay sehatra ifanakalozana sy ifampizarana vaovao iarahan’ny Ceni sy ireo mpisehatra amin’ ny fifidianana. Hiompana indrindra amin’ny fifidianana ben’ny Tanàna sy ny mpanolotsain’ny Tanàna […]
UDR : Mijoro amin’ny fampandrosoana
Tsy misy fampandrosoana miroso raha tsy misy ny fiaraha-miasa amin’ny fitondram-panjakana. Anisan’ny antoko iray miara-miasa amin’ny fanjakana ny antoko Union des Républicains (UDR) izay tarihin’i Fitiavanjanahary Stéphane Kennedy. “Rehefa misy fitondram-panjakana mijoro eo ka manana foto-kevitra hampandrosoana ny firenena dia misokatra amin’ny fiaraha-miasa izahay”, hoy izy. « Ilaina sy zava-dehibe […]




