Nanatitra taratasy teny amin’ny Lapan’i Mahazoarivo, ho an’ny Praiminisitra Ntsay Christian ny antoko Tim. Nosoniavin’ny filoha nasionaliny, Ravalomanana Marc izany. “Mangataka amin’ ny praiministra izahay mba handray ny andraikiny manoloana ireo tsy fanarahan-dalàna , amin’ny maha lehiben’ ny OMC azy”, hoy ny votoatin’ny taratasy. Notsiahivin’izy ireo tamin’ izany fa manana […]
Politika
Minisitra, Randriamanantenasoa Landy: “Hohafainganina ny raharaham-pitsarana eo amin’ny ady tany”
Anisan’ireo minisitra nametraka ny laharam-pahamehany nanoloana ny filohan’ny Repoblika sy ny praiminisitra teny Iavoloha, omaly ny minisitry ny Fitsarana, Randriamanantenasoa Landy. “Hojerena manokana ny ady tany ka hapetraka ny paikady fanafainganana ny fanadihadiana ireny antontan-taratasy ireny. Tsy mbola mijoro ny tribonalin’ny fananantany nefa tsy manakana ny hametrahana dingana izany hanafainganana […]
ONG Tolotsoa: “Liana amin’ny politika ny tanora”
“Hita fa liana ny tanora, niantefan’ny adihevitra. Tsy misakana ny rehetra hifampiresaka izay. Liana amin’ ny raharaham-pirenena ry zareo”, hoy ny mpandrindra eo anivon’ny ONG Tolotsoa, i Miadana Fabien Privat, teny Antaninarenina, afakomaly. Mivohitra ao anatin’ny adihevitra ny tsy fisian’ny olon-kotahafina na fitaratra. Mila fitaratra ny tanora hampazoto azy amin’ny […]
Andriamoraniaina Niaina Harijaona: “Raha izao no mitohy, mety tsy vahaolana ny fanavaozana lisi-pifidianana”
Aiza ho aiza ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy amin’izao? Maneho ny heviny ny sekretera mpanatanteraky ny Sampana anaraha-maso ny fifidianana, ivon’ny demokrasia ifarimbonana (Safidy), Andriamoraniaina Niaina Harijaona : “Raha izao no mitohy, mety tsy vahaolana indray ny fanavaozana tanteraka ny lisi-pifidianana.” Dinidinika… Gazety Taratra (*) : Ny fahitanareo […]
Fitakiana sendikaly : hanavao fifampidinihana ny mpirakidraharaha
Tapaka tamin’ny fivorian’ ny biraon’ny Sendikàn’ny mpirakidraharaha eto Madagasikara (SGM), teny Anosy, afakomaly, fa hahemotra ny fivoriamben’ny mpirakidraharaha rahampitso. Saika hodinihina amin’izany ny fanohizana ny fitokonana noho ny tsy fanatanterahan’ny minisiteran’ny Fitsarana ny fitakin’izy ireo. Anton’ny fanafoanana ny fivoriambe ny fanendrena ny minisitry ny Fitsarana vaovao. “Mihemotra ny fivoriambe, fa […]