Hisy fifidianana ihany amin’ity taona ity? Hatramin’izao, toa efa raiki-tampisaka amin’ny mpanao politika sasany ny tahotra sy ahiahy ny mety hisian’ny krizy politika mialoha na mandritra na aorian’ny fifidianana. Aiza ho aiza? Na ahoana na ahoana, ilaina ary takina ny fahamarinan-toerana politika hahazoana miroso amin’ny fanatanterahana ny fifidianana amim-pitokiana sy […]
Politika
Otrikafo : “Ahina ny mety hiverenan’ny krizy politika”
Hanao ahoana ny fanatanterahana fifidianana amin’ity taona ity? Manahy ny mety hiverenan’ny krizy politika ny antoko Otrikafo. “Raha ny tantaram-pirenentsika, taorian’ny fifidianana hatrany ny ankamaroan’ny krizy teto. Mampanahy ny hiverenan’izay tranga izay raha ny zava-misy eto amin’ny firenena amin’izao”, hoy ny sekretera jeneralin’ny Otrikafo, Rabevahiny Elia, manoloana ny fanahiana sy […]
Jly Rakotonirina Richard: «Zava-dehibe ny diplomasia ho fiarovana ny fiandrianam-pirenana»
Zava-dehibe ny diplomasia ho fiarovana ny tombontsoa sy ny fiandrianam-pirenena, araka ny nambaran’ny minisitry ny Fiarovam-pirenena sady minisitry ny Raharaham-bahiny mpisolo toerana, tetsy Anosy, omaly. Natao hifandraisana amin’ny any ivelany, indrindra manoloana ny fivoarana misy sy ireo ambana maro miseho eo amin’ny sehatra ara-jeopolitika maneran-tany izany. Nambarany fa manana anjara […]
Fandraisana mpirakidraharaha : hatao isaky ny renivohi-paritra
“Manambara ampahibemaso aho fa ny tetibola izay tokony handraisana mpirakidraharaha fitsarana, tsy foana akory fa nahemotra noho ny antony fandaminana”, hoy ny minisitry ny Fitsarana, Rakotozafy François, momba ny fifaninanana handraisana mpirakidraharaha fitsarana amin’ity taona ity. Tamin’ny telo taona nisian’ny fifaninanana farany, natao foibem-panadinana tokana teto Antananarivo izany. Nahatsapana ny […]
ONG Tolotsoa: « Tsy mazoto amin’ny fanisana mpifidy ny vaomiera ifotony »
“Tsy mazoto ny mpikambana ao amin’ny Vaomiera ifotony misahana ny fanisana mpifidy (CLRE), raha ny resaka nifanaovana tamin-dry zareo. Raha ny tamin’ny telo volana, oktobra-novambra-desambra, ohatra: 65 000 Ar no vola azon-dry zareo. Koa tsy mampahavitrika azy ireo intsony ny hanohy ny asa, raha izay tambiny azon-dry zareo izay.” Io no […]