Politika

FANTINA sy FINTINA

Mbola tazonina eny am-ponja, eny Antanimora, ny depioten’i Vangaindrano, i Mahavitara Sylvestre. Miandry ny didim-pitsarana azy izy na nangataka fahafahana vonjimaika aza. Nilaza ho tsy mahefa mitsara ny rantsam-pitsarana ambony eo anivon’ny Pac noho izy hotsaraina amin’ny fitsarana ambony. Nosamborina tao Masianaka Vangaindrano Rasambozafy Cyrille sy ny mpiambina azy iray, […]

Antenimierampirenena: tsy maintsy depiote no ho lehiben’ny mpanohitra

“Ny filoha lefitra ao amin’ ny birao maharitra dia iray isaky ny faritany ary iray ho an’ny mpanohitra parlemantera. Tsy olon’ny mpanohitra any ivelany no hisora-tena hanao mpanohitra eny anivon’ny Antenimi­eram­pirenena, fa tsy maintsy parlemantera”. Io ny fa­nazavan ’ny mpitondra tenin’ny vaomiera manokana fanitsiana fitsipika anatiny eny anivon’ny Antenimi­erampire­nena, ny […]

Antenimierampirenena : voafidy ho filoha i Tokely Justin

Niroso tamin’ny fifidianana ireo handrafitra ny eo anivon’ny birao maharitra ireo depiote, omaly. Nisantarana izany ny fifidianana ny ho filohan’ny Antenimierampirenena sy ireo filoha lefitra isam-paritany. Nofidin’ireo solombavambahoaka miisa 160 niatrika ny fivoriana azon’ny besinimaro atrehina ho filohan’ny Antenimieram­pi­renena i Tokely Justin, ta­min’ny fifidianana natao teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza. Miisa […]

Depiote Maminirina Jolce Emilien : “Apetraka ny lamina anatiny alohan’ny fifidianana birao maharitra”

Vaovao avokoa ny ankamaroan’ny solombavambahoaka voafidy eo anivon’ny Antenimierampire­nena, hitondra mandritra ny dimy taona manaraka. Ni­tombo 163 ny isan’izy ireo manerana an’i Madagasikara. Nivory nametraka ny lamina sy ny fitsipika anatiny mifehy ny Antenimierampirenena izy ireo. «Rariny ny ametrahana io fitsipika mifehy ny ao anatiny io alohan’ny fifidiana ireo birao […]

Fivahinianana Masina: nentina am-bavaka tany La Mecque i Madagasikara

Miisa 40 ireo Malagasy nia­trika ny fivahinianana Masina natao tany La Mecque, any Arabie Saoudite, herinandro vitsy lasa izay. Anisan’ireo voafidy sy voasa manokan’ny mpikarakara ny lefitry ny lehiben’ny fonjan’i Tsiafahy, i Char­les Arnaud Ioussouf. Namba­rany amin’izao andro voalo­han’ny kalendrie silamo izao fa zava-dehibe amin’ny fitsinjovana ny hoavin’ny olombe­lona mino […]