Azon’ny Antenimierampirenena atao ny maneho tsy fankasitrahana ny andraikitry ny governemanta amin’ny alalan’ny latsabato fitsipaham-pitokisana, araka ny voalazan’ny And. 103 ao amin’ny lalàmpanorenana. Tsy azo raisina anefa ny tolo-kevitra toy izany, raha tsy ny antsasaky ny mpikambana ao amin’ny Antenimierampirenena no manao sonia azy. Solombavambahoaka miisa 76 amin’ny 151 no […]
Politika
Fikambanan’ny Antenimiera : tsy afa-nanatrika ny fivorian’ny Sadc i Madagasikara
“Matoa isika miditra ao anatin’io fikambanana io, tokony hanaja ny fepetra rehetra. Ny mampalahelo: raha tsy afa-nandeha hanatrika ny fivoriana isika, tokony ho nampahafantatra mialoha ny antony”, hoy ny depiote, i Masy Goulamaly, ny amin’ny tsy fandraisana anjaran’ny fikambanan’ny Antenimera sy ny teknisanina malagasy amin’ny fivoriana eo anivon’ny Sadc tanterahina […]
Fandravana Governemanta: tafapetraka ny fitsipaham-pitokisana
Tratra ny fetr’isa amin’ny fanangonan-tsonia hitsipaham-pitokisana ny Praiminisitra sy ny governemanta. Handaniana izany rahampitso ny fifidianana azon’ny besinimaro hatrehina. Miisa 80 mahery ny sonia voangona amin’ny fahazoan’ ny Antenimierampirenena manao fitsipaham-pitokisana ny governemanta, omaly atoandro. Nihoatra ny 100 izany ny tolakandro raha ny antsasa-manilan’ny depiote miisa 151 no ilaina. Tafapetraka […]
Ady amin’ny famatsiam-bola: hiara-miasa ny Samifin sy ny mpahay kaonty
Vita sonia teny Ambohijanaka, afakomaly, ny fifanekem-piaraha-miasa eo amin’ ny Samifin sy ny holafitry ny mpahay kaonty (expert comptable). “Mikirakira kaontin’ny manan-draharaha ao aminy no ataon’ny mpahay kaonty. Koa raha mahita zavatra manaitra azy mety ho famotsiam-bola na famatsiam-bola asa fampihorohoroana izy, mankany amin’ny manan-draharaha aminy manontany izany”, hoy ny […]
Fanavaozana lisi-pifidianana : azo hahemotra ny fe-potoana fanisana mpifidy
“Vinavina no nanaovana ny daty 31 desambra, fe-potoana fanisana mpifidy. Hatao raha hita hoe tokony hahemotra kely io daty io, fa tsy misy lalàna hoe tsy maintsy 31 desambra no hamaranana ny fanisana mpifidy.” Io ny nambaran’ny filohan’ny Ceni, Andrianarisedo Dama Arsène Retaf, taorian’ny fihaonany tamin’ny mpandrindra maharitry ny Firenena […]