Politika

BNGRC – Betroka: “Tsy voamarina ny fisian’ny maty”

Nitondra valin-kafatra. nanao fanambarana, omaly, ny eo anivon’ny BNGRC, amin’ny alalan’ny tale jeneraliny, ny Jly Andriakaja Elack Olivier. «Tsy voamarina ny filazana fahafatesan’olona noho ny hanoanana», hoy izy. Tsy mitombina hatreto ny filazan’ny depiote voafidy any an-toerana, Randrianasolo Nicolas fa efa mihinana ny tsy fihinana ny mponina any an-toerana ka […]

Hetsika amin’ny fety: manao “Bazar de Noël” ny Fondation Céline et Didier

Manohy ny hetsika sy ny asan’ny Fondation Céline et Didier amin’izao herintaona nitsanganany izao ireo tara­nany. Mikarakara hetsika “Bazar de Noël” izy ireo, nanomboka, omaly hatramin’ny 24 desambra izao, etsy amin’ny Cercle Franco-Mala­gasy, Anosy izany. Ahitana tranoheva miisa 30 izany ary misy ireo kojakoja samihafa, ilaina amin’izao fety izao. Tsiahivina […]

Filoha nasionalin’ny MMM: “Tsy mampandroso antsika ny fifanenjehana…”

Nitohy tany amin’ny kaominina Ankilivalokely sy tany Toliary ary ny fihaonana amin’ny mpianatry ny oniversiten’i Maninday ny fidinana ifotony, nataon’ny filoha nasionalin’ny MMM, Andrianainarivelo Hajo. Niompana tamin’ny resaka politika sy ny fampandrosoana ny dinika tamin’izany. Nahitsy ny mpanorina ny MMM raha nihaona amin’ny ben’ny Tanàna Ankilivalokely, any Atsimo Andrefana, manoloana […]

Jeneraly Rakotonirina Richard : “Tsy ekena ny fanakoron­tanana”

“Amin’izao ankatoky ny fety izao, indrindra ny taom-baovao izao: tsy ekentsika ny fanakorontanana na avy amin’iza na iza. Mijoro ny Foloalindahy malagasy ary ao an-damosin’ny filohan’ny Repoblika, miaro ny safidim-bahoaka.” Io ny nambaran’ny minisitry ny Fiarovam-pirenana sady minisitry ny Raha­raham-bahiny mpisolo toerana vonjimaika, ny jeneraly Rakotonirina Richard, teny amin’ny Cercle […]