Politika

Minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina: “Aoka tsy hanelezana vaovao diso ny maha “lanceur d’alerte”

Namoaka fanambarana ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina (MSK), manoloana ireo mpiaro ny zon’olombelona sy ny mpisintona lakolosy. Nohitsin’ny minisitera tamin’izany ny fisian’ireo olona sasany avy amin’ny fiarahamonim-pirenena, miafina ao ambadiky ny sata maha mpisintona lakolosy “Lan­ceur d’alerte” azy ireo. “Atao izany mba hanaovana asa fanelezana vaovao diso, ny fanalam-baraka… […]

Mpirakidraharaha: hiverina ny karama tapaka

“Miverina ny karaman’izy ireo, ny volana desambra, satria efa miverina miasa izy ireo”, hoy ny minisitry ny Fitsarana, Rakotozafy Fran­çois, teny Anosy, omaly momba ny fahatapahana karaman’ireo mpirakidraharaha miisa 56 nanao fitokonana. Voalazan’ny lalàmpanorenana ny zo hanao fitokonana, saingy misy fetrany : rehefa tsy misy asa, tsy misy karama. Nandray […]

Lisi-pifidianana : mpifidy 37,31 % ireo voasoratra anarana

Namoaka ny tatitry ny fanavaozana tanteraka ny lisi-pifidianana tao anatin’ny roa volana ny eo anivon’ny Ceni, omaly tetsy Mahamasina. Teo koa ny fihainoan’izy ireo ny mpisehatra politika. Mahatratra 13 593 000 ny tanjona napetraka ho voasoratra anarana ao amin’ny lisitry ny mpifidy ao anatin’izao fanavaozana tanteraka izao. Miisa 5 071 688 na […]

Firaisamonina sivily : “Tsy manaja lalàna ny fitorian’ny Gel”

“Tokony hamoahan’ny fi­tsarana didy aloha ilay fitorohana napetraky ny TI-MG, izay vao azo sokajina ho fanendrin­kendrehana tsy marim-pototra, raha voaporofo fa tsy mitombina ny ahiahiny. Tsy izany anefa ny zava-mitranga ankehitriny. Tsy manaja ny fepetra voafaritry ny lalàna ny fitoriana napetraky ny Gel.” Io ny fanambarana hoe “I Madagasikara: hiady […]

Antoko Hiaraka isika: nanentana ny mpifidy hisoratra anarana

Nanentana ireo feno taona hisoratra anarana anaty lisi-pifidianana, amin’izao fanavaozana tanteraka tanterahin’ ny Ceni izao ny eo anivon’ny antoko Hiaraka isika. Anisan’ ny nanaovan’izy ireo fanentanana tamin’izany ny tany Manjakandriana, ny faran’ny herinandro teo. “Mba tsy ho very zo ireo mpifidy amin’ ny fiatrehana ny fifidianana amin’ny herintaona”, hoy ny […]