Politika

Kandidà Andry Rajoelina: “Miketrika Tetezamita sy ny tsy hisian’ny fifidianana ny mpanohitra”

Nivahiny tamin’ny fahitalavira France24 sy ny RFI, ny kandidà laharana fahatelo, Andry Rajoelina, omaly. Nohitsiny fa mitady ny fomba rehetra tsy ahatanteraka ny fifidianana ireo kandidà sasany. Nambaran’ny kandidà Rajoelina fa efa miroso amin’ny fifidianana ny firenena, taorian’ny namoahana ny daty sy ny fankatoavan’ny HCC ny filatsahan-kofidin’ireo kandidà. Tsy misy […]

vondron’ny kandidà 11: nihetsika ny any amin’ ny faritra

Samy nanao hetsika avokoa ny tany amin’ny faritra, omaly. Anisan’ny nahavory vahoaka marobe ny tao Ime­rintsiatosika. Diabe namakivaky tanàna, nentanin’ireo mpanakanto sy mpanao politika any an-toerana no nataon’izy ireo tamin’izany. Nitondra sorabaventy maneho ny fitakiana izy ireo. Anisan’izany ny fandravana ny Ceni sy ny HCC, ny fifidianana madio sy eken’ny […]

Filohan’ny Ceni : “Tsy misy birao fandatsaham-bato matoatoa”

“Tsy azo heverina ny hisian’ny birao fandatsaham-bato matoatoa. Mifamatotra amin’ ny fokontany ny birao fanda­tsaham-bato ka tsy mitombina izany ary fanelezana vaovao tsy marina… “, hoy ny filohan’ ny Ceni, Andrianarisedo Dama Arsène, teny Alarobia, omaly. Nanteriny fa afaka manazava ny momba ny fokontany koa ny minisiteran’ny Atitany. Nanala ny […]

Ramamimampionona Gérard: “Tsy maintsy hajaina ny lalàna sy ny Andrimpanjakana”

Aiza ho aiza ny lalàna sy ny Andrim­pan­ja­ka­na amin’izao? Tsy maintsy hajaina ny lalàna sy ny Andrimpanjakana, raha ny fijerin’ny mpan­dinika fiarahamonina, Ramamimampionona Gérard. Fane­hoan-kevitra… “Anjaran’ny olona ao anatin’ireo Andrimpanjakana ny maneho ny hasina ananany amim-pahamarinana sy fijoroana tsara, ary mila manaja azy ireo ny rehetra fa raiamandreny ireo. Manao […]

Fihantsiana sy fanapotehana fiara : nitory eny amin’ny zandary ny vondron’ny kandidà

Tsy nipetra-potsiny fa nitondra ny raharaha eny amin’ny mpitandro filaminana ny vondron’ireo kandidà 11. Nambaran’izy ireo, omaly, tetsy Antaninarenina, fa manameloka ny tranga niseho tetsy Andavamamba izy mirahalahy avy. Nitondra ny tenin’izy ireo tamin’izany ny kandidà, Andrianainarivelo Hajo ka nilaza fa efa nametraka fitarainana eny amin’ny tobin’ny zandarimariam-pirenena izy ireo, […]