Songadina

Fomba fiasa sy fihetsika… : Hentitra amin’ireo mpitsara ny tonia ambony vaovao

Nanafatrafatra . Napetraka amin’ny toerany, omaly, tetsy Anosy ny tonia mpampanoa ambony vaovao eo anivon’ny fitsarana tampony, Rakoto­mandimby Benjamin Alexis. Mazava ny nambarany. “Aoka mba ho fantatry ny vahoaka malagasy ary ny any amin’ny faritra ny asa ato amin’ny fitsarana. Mba tsy ny hafa no hitsara ny asanareo, ka isika […]

Behoririka : teratany karana iray maty voatifitra

Voatafika ny teratany karana mivady, omaly, tetsy Behoririka. Maty voatifitra rangahy, maratra mafy ramatoa. Nirefodrefotra ny basy, omaly, tetsy Behori­rika. Lasibatry ny fanafihan-jiolahy ny mpivady teratany karana monina eny an-toerana. Voatifitra teo amin’ny tratrany ilay lehilahy raha naratra kosa ramatoa vadiny. Omaly atoandro tokony tamin’ny 01 ora teo, tonga tao […]

Fehinkevitry ny Hiffim: “Tsy maintsy tanterahina ny fampihavanana”

“Tsy maintsy tanterahina ny fampihavanam-pirenena, ka antsoina manokana handray andraikitra amin’izany ireo raiamandreny ara-panahy sy raiamandreny ara-drazana ary indrindra ny mpitantana ny firenena amin’izao fotoana izao.” Io ny anisan’ny fehinkevitry ny fikaonandohan’ny Hetsika iombonana ho amin’ny fanarenana sy fanorenana ifotony an’i Mada­ga­si­ka­ra (Hiffim), teny An­dre­fan’ Ambohijanahary, ny herinandro teo, nentin’ny […]

Volamena 73,5kg atsy Afrika Atsimo: migadra 10 taona sy mandoa 52 miliara Ar ireo telo lahy

Nivoaka ny alin’ny zoma teo ny didim-pitsarana mom­ba ilay volamena 73,5kg naon­drana an-tsokosoko atsy Afrika Atsimo. Miisa 25 ireo voasaringotra tamin’ity raharaha ity ary niakatra ny fitsarana tetsy amin’ny Tendrom-pitsarana miady amin’ny kolikoly (Pac), 67ha ny 18 amin’izy ireo. Migadra 10 taona an-tranomaizina miampy didy fampisamborana ary mandoa lamandy 52 […]

Anosiala – Ambohidratrimo : nirefotra ny basy, jiolahy roa maty

Nirefodrefotra ny basy. Lavon’ny zandarimaria ireo roalahy nikasa handroba “villa” tetsy Andranomanga Anosiala ny zoma alina teo. Maty voatifitra rehefa tratra teo am-pianihana tambohon’ny “Villa” iray tetsy Andrano­manga, kaominina Anosiala, distrikan’Ambohitratrimo, ny alin’ny zoma teo. Efa nihaodihaody teny amin’ny manodidina, nitily toeram-pivarotana ireto jiolahy ireto. Nahatsika­ritra izany, nampandre avy hatrany […]