Nidera manokana ny fialan-dRatsirahonana Norbert Lala tsy ho filoha nasionalin’ny Avi ny governoran’Analamanga, Rasoamaromaka Hery.” Raha tsy maty sy tsy misolo ary tsy manomana mpandimby ny eto amintsika eo amin’ny fanaovana politika, Anisan’ny nanimba ny Arema izany”, hoy izy. Nanteriny fa mametraka mpandimby fa tsy miala ary mahalala onony. Niaiky […]
Songadina
Indraim-bava: Fieritreritra dieny izao…
Mandindona sy mitatao tokoa ny fifidianana? Efa mandeha amin’ny zotram-pifidianana aza amin’izao fanavaozana manontolo ny lisitry ny mpifidy izao. Miara-dalana na mirazotra ho azy amin’izany ny karazana fitsikerana enti-manatsara izay atao sy manatratra izay kendrena. Tsy inona fa ny efa hay tsinjery hoe fifidianana madio, mangarahara, eken’ny rehetra. Mby aiza? […]
Maty tao amin’ny « violon »: lehilahy nananton-tena tamin’ny kilaotiny
Voasambotry ny zandary ny lehilahy iray, nikasa ny hitrobaka antsy ny vadiny, izay nangataka fisaraham-panambadiana. Nananton-tena tamin’ny kilaotiny tao amin’ny “violon” izy, ny zoma alina. Hita faty nananton-tena, tao amin’ny biraon’ny zandary Soamanandrariny-Ambohimangakely, ny alin’ny zoma hifoha asabotsy 19 novambra teo ny raim-pianakaviana iray. Nifamaly tamin’ny vadiny, ny alin’io andro […]
Trafikana varira: tena lasibatra ireo virijiny
Trangam-piarahamoninairaymampihorohoronymponina any ambanyravinahitrarehetra any nytrafikan’olonavariranany bobo. Ho an’nyetoMadagasikaramanokana, manjakanyherisetrasy ny famonoanaary ny halatrataova any amin’nyfaritraatsimon’ny Nosy. Lasibatramanokananyzazanazatovombolavirijiny, ankoatranytsymahaymiteny. Tsymbolamisyfanambaranamazavaanefanytenailanaazyireny. Sadymampalahelo no mampitroatraara-bakitenynyzava-misyiainan’nyolonaVariranany boboetoMadagasikara, ankehitriny. Mandry an-driranantsyandroaman’alinaizyireosynyfianakaviany,tsy an-tanàn-dehibe,tsyambanivohitra fa samymahitafaisana. Hatrizaynyfanilikilihana, fiheveranaazyireo ho samponasysokajin’olona. Mivadika ho herisetramihatraaman’ainaizanyamin’izaofotoanaizao. “Heverin’nyolona fa manan-jinamanokanasyhasinahafahafanyzanakay. Mitondravintanatsara ho an’nyolonatehanan-karenanatehisondro-boninahitra, hono”, hoy RtoaSoavelo Martine, renim-pianakaviana, moninaaoAmbovombeAndroy, manan-janakavavy 17 […]
INDRAIMBAVA: Iray ihany
Aretina iray, mikiky ny fiarahamonina malagasy, ankehitriny, ny fifanavakavahana amin’ny endriny rehetra. Mbola maro ny olona mivoy fiaviana sy firazanana ary saranga. Toe-javatra mampalahelo, satria zary vato misakana ny fampandrosoana amin’ny lafiny maro. Anisan’ny lohahevitra iray horesahintsika anio ny mikasika ireo sokajin’olom-bitsy sy marefo. Amin’izao taonjato faha-XXI izao, mbola misy […]