Namoy ny ainy omaly ihany ilay zandary voalaza ho nitifi-batana tao Ankazobe. Hatreto tsy mbola voafaritra mazava ny zava-nisy marina na nitifi-tena na tsy nahafehy ny basy teny an-tanany izy. Nirefotra ny basy omaly maraina. Maty tsy tra-drano ilay zandary “hors classe” voatifitra teo amin’ny sorony, tao Ankazobe. Tokony ho […]
Songadina
Taom-pifidianana ny 2023 : mila ary itakiana fitoniana tanteraka
Fifidianana no hibahan-toerana eo amin’ny tontolo politika sy ny fainam-pirenena ankapobeny amin’izao taona 2023 izao; eny, na any amin’ny faramparan’ny taona aza izany. Efa ao anatin’ny vanim-potoana mialoha ny fifidianana tanteraka izao. Hanao ahoana? Laingalainga, toa mila ho raiki-tampisaka amin’ny mpanao politika sasany ny fanahiana sy fahatahorana krizy politika mialoha […]
Zatovo mamon-drongony: zandary roa notsindroniny antsy
Noleran’ny tovolahy iray antsy avy ao ivohony ny zandary nandrindra fifamoivoizana, omaly. Voadidy teo amin’ny tanany ny zandary iray hafa, nanavotra ity namany ity. Maty noho ny ratra nahazo azy nandritra ny fisamborana ilay mpidoroka. Solo, izay no anarana fiantsoan’ny mpiray tanàna azy. Tovolahy sady mpidoroka no mampihorohoro ny mponina. […]
Filoha Rajoelina Andry : “Hampitomboana avo telo heny ny karaman’ny sefo fokontany”
Niarahaba sy nirary soa ny vahoaka malagasy ny filoha Rajoelina Andry, ny asabotsy teo. Nanaovany jery todika ny lasa sy ny hiatrehana ny ho avy. Nanafatrafatra ny mpanao politika sy ny momba ireo mpitantana eny ifotony izy. Nambarany fa, hitohy ny fametrahana ny tany tan- dalàna sy ny fanjakana manakaiky […]
Akon’ny fety : roa namoy ny ainy, 47 voasambotry ny polisy
Olona roa no maty, nandritry ny fankalazana ny fetin’ny faran’ny taona teo, raha ny tatitra voaray teo anivon’ny polisim-pirenena. Ny iray maty vokatry ny lozam-pifamovoizana, ary ny iray razana hita. Miisa 47 ireo olona voasambotra noho ny asa ratsy isan-karazany teto an-dRenivohitra. Toy izao ny mikasika izany : olona iray […]




