Sangy mihoatra ny loha! Nafatotra tamin’ny hazo, notifirina an-kitsirano ireo olona dimy mianaka natao takalonaina tao Anjozorobe. Tsy nanana 200 tapitrisa Ar ny fianakavian’izy ireo. «Resy izahay aty Anjozorobe, mifona e! Resinareo izahay, tsy misy na iza na iza hitarainana intsony», hoy ny antsoantson’ireo mponina ao amin’ny distrikan’Anjozorobe manoloana ny […]
Songadina
Fampianarana ambony : Be mpisafidy ny lalam-piofanana informatika sy ny asa sosialy
Manodidina ny 10 000 isan-taona ireo ankizy afa-panadinana bakalorea. Sarotra ho an’izy ireny ny misafidy ny lalam-piofanana arahina eny amin’ny ambaratonga ambony eto an-toerana. Anisany be mpisafidy ny mahakasika ny Informatika sy ny Asa sosialy. Lalam-piofanana voalohany anisan’ny mahasarika tanora maro eto Madagasikara ny tontolon’ny informatika. Mora ahitana asa sy betsaka tolotrasa […]
Ambana noho ny nendran-drajako : mila hamafisina ny hery fiarovana sy ny fanajana ny sakana rehetra
Anisan’ny aretina miparitaka aty amin’ny kaontinantan’i Afrika ny nendran-drajako. Miseho amin’ny endrika fahabokana eo amin’ny vatan’ny olona iray izany. Efa fantatra mialoha ny fisehoan’ity aretina ity ka ilaina ny fitandremana izany mba hisorohana ny fiparitahany. Manoloana ny ambana noho ny variole du singe (Mpox) na ny nendran-drajako maneran-tany, «ilaina ny […]
Rasoamaromaka Faniry sy Mika: mba ho fakan-tahaky ny tanora manoloana ny fanambim-piainana
Anarana manana ny lazany eo amin’ ny taranja rallye Rasoamaromaka Faniry sy Mika. Mametraka tantara, na eto an-toerana na any Frantsa, izy mirahalahy. Miezaka ny ho fakan-tahaka ho an’ny tanora malagasy izy ireo. Mpanamory fiarakodia, mpanao rallye manana fijery ambony ry Rasoamaromaka mirahalahy, Mika sy Faniry. Teratany malagasy, manana ny […]
Tsy fandriampahalemana any Toamasina : mbola tsy nahitam-bokany ny ezaka, miandry ny vahoaka
Herinandro izay no nanakatonana ny trano fisotroana isaky ny amin’ny 10 ora alina any Toamasina. Tanjona amin’izany ny hisorohana ny firongatry ny tsy fandriampahalemana lavareny ao an-toerana. Nisy ny fidinana ifotony notarihin’ny prefen’i Toamasina, Benandrasana Cyril, sy ny tonian’ny fampanoavana eo anivon’ny fitsarana ambaratonga voalohany, Vahiny Yvi Sandro, ny zoma 23 […]