Songadina

Asa tanana mbola vitsy mpanao: azo avadika ho haingon-trano miavaka ny taretra

Hanamboarana gony sy fitafy ny vokatra vita amin’ny taretra hatramin’izay. Efa maro ireo olona mamokatra izany amin’ny endriny maro toy ny haingon-trano maro samihafa. Madinika tokoa nefa tena ilaina eo amin’ny fiainana andavanandron’ny olona ny taretra. Azo hanamboarana gony, kitapo, lamba fitafy ary zavatra maro samihafa amin’ny endriny isan-karazany izany ankehitriny. Mampiasa taretra maro mandritra izany mba hahavitana […]

Tsy fandriampahalemana : namotsipotsitra ny maharary azy ireo mponina ao Menabe

Nifarana, omaly, ny fikaonandoha iraisam-paritra momba ny fiarovana sy ny filaminana (FIDS) na­taon’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena tao Mo­rondava, faritra Menabe Andiany voalohany ity FIDS 2023 notanterahina tao Morondava ity fa mbola ho avy indray ny an’ny faritra hafa. Fandaharanasa novolavolain’ny teo anivon’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena niarahana tamin’ireo olom-boafidy sy tomponandraikitra eny anivon’ny […]

Seha-pihariana : mahavelona ny fiompiana akoho gasy nohatsaraina

Mahazo vahana ny fiompiana an­ke­hitriny, raha ho an’ny eto Mada­ga­sikara. Manao izany avokoa na olon-tsotra na karazana tetikasa samihafa fa tsy mij­anona eo amin’ ny tantsaha hatrany. Seha-pihariana iray an­i­san’ny mahavelona tsara izany, ho azy ireo. Miroborobo ary tafiditra anatin’ny fandraharahana tanteraka ny fi­ompiana ho an’ny tantsaha maro eto amin’ny […]

Kaominina ambanivohitra Sahamatevina : « 511 925 939 Ariary ny fatiantoka », hoy ny ben’ny Tanàna

Kaominina iray mivelona sy ma­melona ary manao fotodrafitrasa ho an’ny vahoaka ao aminy ny kaominina ambanivo­hitra Sahamate­vina. Iray amin’ ireo kaominina 21 anatin’ny disitrikan’i Vatoman­dry, faritra Atsi­na­nana izy. Fidiram-bola mivantana sy ngeza ho an’ny kaominina ambanivohitra Sahamatevina ny tamberim-bidy avy amin’ny orinasa mi­trandraka grafita ao Maro­vintsy. Nitsangana sy nitrandraka harena […]