Tokony hanafatra vary 430 000 taonina i Madagasikara ho an’ny taom-pamokarana 2024-2025 noho ny fatiantoka eo amin’ny famokarana sy ny tinady. Vinavinaina ho 3,410 tapitrisa taonina ny famokarana anatiny, raha toa 3,840 tapitrisa taonina kosa ny tinady. Na izany, tokony hahatratra 5,880 tapitrisa taonina ny famokarana amin’ity taona ity, raha 5,320 […]
Toe-karena
FANODINAM-bokatra : mila drafitrasa mazava ny indostria
Goavana ny andraikitra miandry ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra mahakasika ny tontolon’ny Indostria eto amintsika. Mila mametraka drafitrasa mazava hanafainganana ny fanatanterahana ny tetikasa ho an’ny sehatry ny Indostria ny minisitera. Tafiditra ao anatin’izay fanampiana izay ny orinasa mpanodim-bokatra ao anatin’ny fotoana fohy. Tanjona ny hialana amin’ny […]
Imvavet : naiditra vonjimaika am-ponja ny tale teo aloha
Voasaringotra amin’ny lafiny fanodinkodinam-bola ny tale teo aloha an’ny Imvavet, misahana ny vaksiny ho an’ny biby. Niakatra teny amin’ny Bianco sy ny Pac ny raharaha. Naharay fitarainana ny Birao miady amin’ny kolikoly (Bianco), mahakasika fanodinkodinam-bola nataon’ny tale teo aloha, nitantana ny Ivontoerana malagasy misahana ny vaksiny ho an’ny biby (Imvavet). […]
Kaominina Mahitsy : Karatany 483 nozaraina
Niverina nisokatra ny 11 septambra teo, ny Birao ifoton’ny fananan-tany (Bif) ao amin’ny kaominina Mahitsy, rehefa nakaton’ny fanjakana ny 21 jona 2019. Tsy afaka nikarakara ny taniny ny tantsaha nandritra ny 5 taona, araka izany. Afaka miasa indray ny birao, ankehitriny, noho ny ezaky ny ben’ny Tanàna, Tiana Elvis. Miisa […]
Foara Analamanga: hampiranty vokatra ny mpamokatra
Hatao ny 20, 21 ary ny 22 septambra ho avy izao etsy amin’ ny tokotany Barea Mahamasina ny foaram-paritra Analamanga (Regan). Ho hita mandritra ireo fotoana ireo ny vokatra avy any amin’ny distrika 13 mandrafitra ny faritra. Anisan’ izany ny vokatry ny fambolena sy ny fiompiana, ny jono, ny taozavatra […]