Naato nanomboka ny taona 2019 ny fanomezana fahazoan-dalana mitrandraka hazo teto Madagasikara. Nanomboka ny 15 febroary, miverina ny fanomezan-dalana. Nanazava ny momba izay ny Talen’ny Faritra arovana sy ny rohivoahary, Ramatoa Ratefason Tojosoa. “Nahatsapa ny fanjakana fa nitohy ny fitrandrahana tsy ara-dalana. Tsy nampidi-bola ho an’ny fanjakana izany. Noho izany, […]
Toe-karena
Tangoron-tendrombohitra Masay : Hitondra ny traikefany ny MNP
Anisan’ireo voasokajy ho Faritra arovana vaovao ny Tangoron-tendrombohitra Masay. Midadasika tokoa ity toerana ity, manana velarana 369 000 ha, ao anatin’ny distrika Beroroha, faritra Atsimo Andrefana, sy distrika Mahabo, faritra Menabe. Faritra tsy azo kasihina sy idirana ny tena atiala (noyau dur), ny 192 000 ha, raha faritra manodidina, 171 […]
VAOVAO TAMBATRA
Hatao ny 13 sy ny 14 marsa ho avy izao, ny « Salon des Transports et de la Chaîne logistique », eo ambany fiahin’ny minisitry ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro. Hetsika lehibe, hampivondronana ireo mpisehatra rehetra amin’ny fitaterana sy ny sehatra mifandraika aminy. Zava-dehibe ny fanamafisana ny fotodrafitrasa, ny fanatsarana […]
Bred Madagasikara: Hijanona maharitra eto amintsika
Tonga eto Madagasikara, nanomboka ny desambra 2024 ny banky Bred Madagasikara BP, nisolo ny Société Générale teo aloha. Maro ny efa nataony, tao anatin’izay herintaona niorenany izay. Nambaran’ny talen’ny serasera, Rakotomavo Haingo, fa nanomboka ny marsa 2025 ny nanovana ary nametrahana ny mari-pamantarana Bred Madagasikara BP, an’ireo masoivoho manerana ny […]
Dimy taona nisesy : Azon’ny Yas ny « Top Employeur »
Anisan’ireo orinasa fitaratra eto amin’ny firenena ny Yas Madagascar amin’ny alalan’ny fanohanany ny ekipa mpiara-miasa aminy ka antony nahazoan’ity orinasam-pifandraisan-davitra ity ny « Top Employeur 2026 ». Tao anatin’ny dimy taona nisesy, nisitraka ny mari-pankasitrahana iraisam-pirenena avy amin’ny Top Employers Institute hatrany ny orinasa noho ny fahaiza-mitantana ireo mpiara-miasa aminy. « Manohana ny […]




