Faritana ao anatin’ny tetikasa Wash-Cap ny hanamafisana ny filana amin’ny fahaiza-manao eo amin’ny sehatry ny rano. Fanamby lehibe ho an’i Madagasikara ny hananana rafitra stratejika ho fampandrosoana ny sehatra sy hanatsarana ny fisitrahana rano fisotro madio. Hanohana ny tetika ny Unicef Madagascar sy ny Institut suédois de recherche environnementale. Mahatratra […]
Toe-karena
Tantsoroka ho an’ny traboina : Hamoraina ny vidin’ny kojakoja fanorenan-trano
Manara-maso tanteraka ny fanjifana sy ny famatsiana hitsinjovana ireo mponina ao Toamasina ny fanjakana. Araka izany, natomboka ny alatsinainy teo, ny fivarotana ireo kojakoja fanorenana trano toy ny tafo fanitso sy fantsika ary hazo amin’ny vidiny mirary, any an-toerana. Tetikasa hiarahana amin’ny orinasam-panjakana State Procurement Of Madagascar (SPM) ho fanampiana […]
Famokarana : Hampitomboina ny fidiram-bolan’ny tantsaha
Atao eto Antananarivo, ny 17 hatramin’ny 20 febroary izao, ny hetsika Herinandron’ny fanapariahana ny fomba famokarana ara-pambolena sy fiompiana vaovao, ny fandaharanasa «Extension Week», eto Madagasikara. Tanjona ny hampiharana ny Paikadim-pirenen’ny foto-kevitry ny vaomiera ara-pamokarana (SNVA). Nambaran’ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), Rasatarimanana José Nirina, omaly, fa tanjon’ny […]
Vondrona Eoropeanina : 370 miliara Ar ho an’ny varotra, ny rano, ny tontolo iainana
Mpiara-miombon’antoka voalohany amin’i Madagasikara ny Vondrona eoropeanina. Mitentina 370 miliara Ar ny famatsiam-bola vaovao hanohanana ny orinasa tsy miankina, ny fiarovana ny tontolo iainana ary ny famatsian-drano fisotro any Toamasina. Natao sonia, omaly, teny Mahazoarivo, ny fifanarahana famatsiam-bola avy amin’ny Vondrona eoropeanina (UE), ny primatiora ary ny minisiteran’ny Toekarena sy […]
Vondrona Filatex : Fanampiana ho an’ny traboina any Toamasina
Tsy niandry ela, nitondra fanampiana ho an’ireo mponina traboina vokatry ny rivodoza Gezani farany teo, any Toamasina, ny vondrona orinasa Filatex. Tena nifantohana ny fanarenana ireo trano sekoly sy tobim-pahasalamana, ny famatsiana herinaratra mba hiverenan’ny fiainana ara-tsosialin’ny mponina amin’ny laoniny. Novatsiana fitaovana sy kojakoja ara-pahasalamana ny hopitaly Be sy ny […]




