Hiompana amina teboka efatra ny fenitra takina momba ny fanondranana dia ny famaritana ny lavanila vaky, ny fametrahana ny firenena niotazana ny vokatra hamidy eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Voalaza ao anatin’izany ny tahan’ny hamandoana sy ny tahan’ny vanilinina ary ny fomba fanatanterahana ny fanadihadiana simika ny lavanila araka ny fenitra […]
Toe-karena
RN4: vita tanteraka ny tetezan’i Maromalandy
Nosoloina tanteraka ny tetezan’i Maromalandy, any amin’ny lalam-pirenena fahefatra (RN4), izay efa tena antitra. Noravana manontolo, ary novana ho tetezana vita amin’ny « béton » azo ifanenan’ny fiara roa, mirefy 43 metatra. Natao ny 13 novambra 2023 ny andrana fampandehanana fiara teo amboniny. Hita fa manaraka ny kalitao takina ny nanatanterahana ny […]
Tao anatin’ny 10 volana: nihena ny fanafaran’i Madagasikara vary
Nahitana fidinana ny taham-panafaran’i Madagasikara vary tao anatin’ny folo volana voalohan’ny taona 2023 raha oharina tamin’ny taon-dasa. Nihena ny fanafarana vary nataon’i Madagasikara nandritra ny 10 volana voalohan’ny taona, raha ampitahaina tamin’ny taona 2022. Manodidina ny 370 510 t ny vary nafarantsika raha toa ka mahatratra hatrany amin’ny 599 603 […]
Fiovan’ny toetr’andro: laharana fahefatra farany marefo i Madagasikara
Laharana fahefatra alohan’ny farany amin’ny faharefoana amin’ny fiovan’ny toetr’andro i Madagasikara. Nisehoan’ny fiovan’ny toetr’andro voalohany indrindra tany amin’ny faritra Atsimo, tamin’ny taona 1950. Niitatra tany amin’ny faritra Avaratra izany, tamin’ny taona 1970, araka ny tatitra navoakan’ny sampandraharaha mpamantatra ny toetr’andro (DGM) tamin’ny taona 2008. Mandrora miantsilany ny olombelona satria manimba […]
Fahavitan-tena ara-tsakafo: mitohy ny fanohanana mivantana ny tantsaha
Anisan’ny hifantohan’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana ny fanajariana ny lemaka sy ny fizarana kojakojam-pamokarana. Eo koa ny fizarana titra tany maitso (titre vert) ho an’ny tanora, sy fanomezana tohana amin’ny fiompiana. Tanjona napetraky ny fanjakana, tanterahin’ny minisiteran’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae) ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Fomba hanatrarana izany […]