Fahombiazana amin’ny fampandrosoana ny sehatry ny toekarena ny fahaiza-mitantam-bola. Hampahafantatra mahakasika ny tontolon’ny fitantanam-bola ny Global money week. Tafiditra ao anatin’ny herinandro maneran-tany ho an’ny vola (Global money week) isika izao. Hetsika karakarain’ny OCDE, ankalazaina amina firenena 176 maneran-tany. Mandray anjara amin’izany amin’ny alalan’ny fanentanana ny tanora hahay hitantam-bola i Madagasikara. Entina hanamarihana ny […]
Toe-karena
Fanohanana : nozaraina fitaovam-pamokarana ireo tantsaha
Tafiditra ao anatin’ny tetikasa 100 andron’ny fitondram-panjakana ny fanohanana ny tantsaha mpamokatra, hampiroboroboana ny seha-pihariany. Nisitraka fampitaovana avy amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana, omaly, tetsy Mahamasina, ny vondrona tantsaha mpiompy miisa dimy izay misehatra amin’ny fiompiana akoho, bitro, tantely ary ondry aman’osy eto amin’ny faritra Analamanga. Tohana izay nahitana […]
Foibe CNFTF : 30 mianadahy hiofana ho mpianala
Noraisina tamin’ny fomba ofisialy, omaly, teny Soanala Ambatobe ireo 30 mianadahy, hanaraka fiofanana any amin’ ny Foibem-pirenena fampiofanana ho teknisianin’ny ala (CNFTF) Angavokely Manjakandriana. Haharitra 18 volana ny fiofanana harahin’ireo ho teknisianin’ny ala, ary hanampy isa ny mpianala any anivon’ny fitantanam-paritry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Dredd). Nilaza […]
USAID-Pnud : hatsaraina ny fahaiza-manaon’ny fadintseranana
Misongadina ny fivoaran’ny fadintseranana malagasy tato anatin’ny taona vitsy. Na izany aza, misy ny fanatsarana tokony hatao, mahatonga ny USAID sy ny Pnud hanohana ny sehatry ny fitaterana ana habakabaka. Miara-miasa amin’ny fadintseranana malagasy ny governemanta Amerikana, amin’ny alalan’ny Sampandraharaha Amerikanina misahana ny fampandrosoana iraisam-pirenena (USAID) sy ny Fandaharanasan’ny Firenena […]
Antsiranana : mila olona hitondra ny hetahetany
Niavaka ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy, tany Antsiranana, ny 8 marsa teo. Nisy ny hetsika nataon’ny fikambanam-behivavy maro, toy ny filaharambe, “Carnaval”, sy ny hetsika sosialy. Nisongadina koa ny fikambanana Diego Miray, izay niorina ny taona 2009. Koa, handray anjara amin’ny sehatra politika ny fikambanana amin’izao […]




