Toe-karena

Arabe migodana : hivoaka amin’ny marsa 2025 ny soritry ny lalana faharoa

Mandeha ny asa fanamboarana ny ampahany voalohany ny arabe migodana Antananarivo-Toamasina. Vita ihany koa ny 30% ny arabe « voie rapide », any Toamasina. Mirefy 80 km ny ampahany voalohany amin’ ny arabe migodana miainga eto Antananarivo hatrany Anjozorobe. Noma­ri­hin’ny minisitry ny Asa vaventy (MTP), Rafidison Richard Théodore, tany Toamasina, omaly, fa […]

VAOVAO TAMBATRA

Hahatratra 5% ny fitomboan-karena amin’ny taona 2025, araka ny vinavina ao anatin’ny tetibolam-panjakana (LFI 2025). Anisan’ny hianteherana hanatrarana izany ny fampiakarana ny voka-bary, ho 8 hatramin’ny 12 taonina isaky ny hekitara, raha 2,5 t/ha ny salanisa, ankehitriny. Hampiasaina ny masomboly vary safiotra, izay miaka-bokatra ao anatin’ny 120 andro monja. Vita […]

Fiovan’ny toetr’andro : vahaolana amin’ny haintany ny voly rakotra

Tena ilaina ny teknika voly rakotra amin’izao vanim-po­toana maintany izao. Mampi­hatra azy efa nanomboka ny taona 2022, Radimisolo Ma­ria, any Anosinadibo, kaominina Manakambahiny Atsina­nana, distrika Ambatondra­zaka. Mpikambana ao anatin’ny fikambanam-behivavy Mi­rindra ny tenany. Anisan’ireo Tantsaha mpampiofana (PF) nahazo fiofanana tamin’ny Conservtion national, ao anatin’ny tetikasa Tontolo voajanahary lovainjafy, tohanan’ny Tahirimbola […]

« Novembre numérique » : Tanjona ny hampiro­borobo ny niomerika

Hifarana rahampitso ny «November numérique» eny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Andava­mamba. Hetsika fanao isan-taona, hampiroboroboana ny teknolojia sy ny niomerika izy ity, karakarain’ny AFT manerana ny Nosy sy ny Yas Madagascar. Hahazo vahana sy tilina amin’izany ny tanora. Tanjona ny hanosehana azy ireo ho tia karokaroka sy hanao asa […]