Mikarakara hetsika miaraka ny Foibem-paritra mpandrindra (RCOC) sy ny Foibem-paritra iombonan’ny sampandraharaham-baovao an-dranomasina (RMIFC), ahitana ny hery ara-tafika misahana ny fiarovana an-dranomasina any amin’ny ranomasimbe Indiana, tapany andrefana. Nanomboka ny taona 2018 ny nisiany, ary hisy ny fanazarantena manoloana ny fahalotoan’ny ranomasina, ny 25 hatramin’ny 27 jolay 2023 izao any […]
Toe-karena
Jirama : Teratany vahiny no hanarina ny fitantanana
Manodidina ny 20 ireo nandrotsaka antontan-taratasy hitantana ny fanarenana ny Jirama. Taorian’ny dingana, masontsivana maro, roa sisa no hisafidianan’ny fanjakana malagasy, izay teratany vahiny daholo. Tsy mora ny fanarenana ! Mahatratra 1 400 miliara Ar ny fatiantoky ny Jirama. Araka ny toro-mariky ny Banky Iraisam-pirenena, tsy maintsy atao ny fiantsoana eto […]
Fifanakalozana ara-barotra : hiara-hiasa i Madagasikara sy i Kaomoro
Samy afa-po na ny mpandray anjara na ireo mpitsidika nandritra ny hetsika “salon international de l’artisanat”, natao tatsy amin’ny Nosy Kaomoro, ny 6 ka hatramin’ny 9 jolay teo. Anisan’ny nandray anjara i Madagasikara ka nahaliana ny teratany vahiny ny asa tanana malagasy. Tapaka taorian’ny hetsika fa hisy fifanakalozana ara-barotra eo […]
Entona fandrehitra : nihena ny vidin’ny gaz
Nahitana fihenana, nanomboka ny alarobia teo, ny vidin’ny gaz. Lasa 60 800Ar ny vidin’ny vitogaz 9 kg raha toa ka 63 000Ar izany teo aloha. « Nihena toy izay koa ny vidin’izany any amin’ny faritra », hoy ny fanazavan’ny orinasa vitogaz. Manodidina ny 3,5% ity fihenana ity, izany hoe, 1 000 ka […]
Ady amin’ny tsy fanarahan-dalàna: ampiasaina amin’ny tontolo iainana ny teknolojia niomerika
Miara-miasa ny Sampandraharaha Amerikana misahana ny fampandrosoana iraisam-pirenena (USAID), ny minisiteran’ny Tontolo iainana (Medd), ny ao amin’ny Fitsarana ary ny Bianco. Voakasik’izany ny ady amin’ny kolikoly, ny trafikana harena voajanahary ary ny famotsiam-bola. Natolotra tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny antontam-baovao entina hiadiana amin’ny tsy fanarahan-dalàna momba ny tontolo iainana. Voarakitra […]