Manamafy ny fiaraha-miasany amin’i Madagasikara i Japon sy Turquie amin’ny fampiroboroboana ny indostria. Nihaona tamin’ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra (MIC), Ralambofiringa David, teny Ambohidahy, ny talata teo, ny masoivohon’i Japon, miasa eto Madagasikara sy Comores, Abe Koji. Fotoana iray nanamafisan’ny roa tonta ny fiaraha-miasa. Handresy lahatra […]
Toe-karena
Ladoany : fiofanana ho an’ny tranzitera
Mikarakara fiofanana ho an’ny mpikarakara entana aondrana na hafarana avy any ivelany, tranzitera, ny fitantanana foiben’ny Fadintseranana. Tanjona ny hahafahan’ireo mpisehatra matihanina mifehy tsara kokoa ny Sydonia World mahakasika ny tsy fandoavana hetra sy haba, izay fitaovana niomerika manamora sady manafaingana ny dingana arahina. Nanomboka anio 20 ka hatramin’ny 4 […]
Fitaterana ana habakabaka: hiara-hiasa ny Air France sy ny Madagascar Airlines
Hitambatra anaty tapakila iray ny sidina avy any Paris-Charles de Gaulle mihazo an’Antananarivo, ataon’ny kaompania Air France sy ny sidina avy eto an-toerana mampitohy any amin’ireo faritra ataon’ny kaompania Madagascar Airlines. Manomboka ny 1 oktobra izao, hitambatra anaty tapakila iray ny sandan’ny zotram-piaramanidina mampifandray an’i Paris-Charles de Gaulle sy Antananarivo, […]
Fitaterana : handray mpiasa malagasy ny Emirates
Anisan’ny matanjaka indrindra maneran-tany ny kaompania Emirates. Handray mpiasa malagasy ity orinasa ity, ankehitriny, eto Antananarivo, amin’izao fisokafan’ny zotra mivantana Dubaï-Antananarivo, mandalo atsy Mahé Seychelles izao. Andraikitra hosahanina ny fifandraisana sy ny fikarakarana ny mpandeha anaty fiaramanidina sy ny an-tanety. Hiasa any Dubaï ny olona ho voaray, aorian’ny fiofanana mandritra […]
Toekarena maitso: ahavitana zavatra maro ny volobe
Ao anatin’ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE) ny fandrakofana ala an’i Madagasikara. Mifameno amin’izany ny fampiroboroboana ny toekarena maitso, toy ny seha-pihariana volobe Nankalazaina omaly, ny Andro manerantany ho an’ny volobe. Nitarika ny fotoana, ny minisitry ny Tontolo iainana (Medd), i Max Andonirina Fontaine. Lohahevitra noraisina ny hoe « Seha-pihariana volobe mahomby […]




