Toe-karena

Ampanihy: Osy 1 278 nozaraina tamin’ny mpiompy

Anisan’ny manohana ny mpiompy ny tetikasa Fandroso. Nisitraka ny tohana ny tantsaha any amin’ny distrikan’Ampanihy, toerana tena ahitana osy. Miisa 247 ny mpahazo tombontsoa, mivondrona anaty fikambanan’ny mpiompy miisa 20, nisitraka osy miisa 1 278, tany amin’ny kaominina maromaro anaty ny distrikan’Ampanihy, faritra Atsimo Andrefana, ny 19 aogositra teo. Anisan’izany ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Tafakatra 2 093,1 miliara Ar ny vola niditra tao amin’ny Fadintserana tao anatin’ny fito volana voalohan’ny taona. Manodidina ny 4 687 miliara Ar kosa ny vina napetraka tao anatin’ny lalana mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana ho an’ny taona 2024. Tokony ho azo avy amin’ny hetra amin’ny fanafarana solika kosa ny ampahefatr’izany. Hanohy […]

Lohamenaka : tsy manome afa-tsy ny 1,3% ny filana isika

Malaza amin’ny fananana karazan-javamananaina miavaka i Madagasikara. Ani­san’ireo firenena mamokatra karazana lohamenaka maherin’ny 30 tsara kalitao indrindra maneran-tany ihany koa. Tao anatin’ny telo taona, 1,3% monja amin’ny filana maneran-tany sisa no vokatra avy eto an-toerana, raha ny tatitra navoakan’ny Banky iraisam-pirenena. Mitotongana ny vo­katra malagasy eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Ani­san’ny […]

Teknika Riz Plus : voafaritra ny paikady hanaovana ny asa

Nankatoavina nandritra ny atrikasa niarahana tamin’ireo mpiara-miombon’antoka ao anatin’ny tetikasa Riz Plus ny paikady hanatanterahina ireo asa atao any amin’ny faritra Alaotra Mangoro sy Sofia, ho an’ny taom-piasana 2024-2025. Hojerena ny fampiroboroboana ny fanajariana sy ny fitantanana ny sahandriaka iarahana amin’ny vondron’olona ifotony. Ao anatin’izany ny famolavolana ireo drafi-panajariana sy […]