Tafaverina miasa ny fiaramanidina iray an’ny kaompania Madagascar Airlines rehefa nandalo fanamboarana. Mitotaly efatra ankehitriny ny fiaramanidina am-perinasa. Tafiditra ao anatin’ny drafi-panarenana « Phénix 2030 » ny kaompania Madagascar Airlines ny fampitomboana ny fiaramanidina hamaliana ny filan’ny mpandeha amin’izao vanim-potoana fahatongavan’ny mpizahatany izao. Tafaverina miasa ankehitriny ny fiaramanidina MSN 813 rehefa nandalo […]
Toe-karena
VAOVAO TAMBATRA
Mitentina 72 miliara Ar ny trosan’ny fanjakana amin’ny mpaninjara solika ho an’ity taona 2024 ity. Manodidina ny 39 miliara Ar ny tavela tamin’ny taon-dasa. Misy ny fifanarahan’ny roa tonta handoavan’ny andaniny sy ny ankilany avy ny trosany sy ny hetrany taorian’ny tsindry nataon’ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI). Maherin’ny 50 000 ny isan’ny […]
Fotodrafitrasa : tafakatra 20 tapitrisa Ar ny fanorenana trano
Fanamby iraisan’ny tsirairay ny hanorina trano hisorohana amin’ny olana samihafa. Aman-tapitrisa maro ny fananganana trano ara-dalàna sy manana ireo fepetra takin’ny fanamboarana. “Mahatratra hatramin’ny 20 tapitrisa Ar ny tetibola ho an’ny fanangana trano manana efitra telo sahaza an’olona efatra mianaka. Manana velarana 10-12m2 kosa ny efitra tsirairay. Tsy ao anatin’izay […]
Sambo kenyanina Maab Aqua : mitaky fanasaziana henjana ny fiarahamonim-pirenena
Onitra 5,4 miliara Ar no miandry ireo mpanjono tsy ara-dalàna kenyanina sy srilankey tratra tany Nosy Be, miampy fampidirana am-ponja. Manara-maso akaiky ny raharaha ny vondron’ny fiarahamonim-pirenena eto an-toerana sy iraisam-pirenena. Tratra nanjono tsy ara-dalàna tany amin’ny fari-dranomasin’i Madagasikara any avaratr’i Nosy Be, ny sambo kenyanina Maab Aqua, ny 8 […]
VAOVAO TAMBATRA
Hanondraka tanimbary 140 ha ny tohodrano any Manomboarivo, distrika Ambalavao, aorian’ny fanarenana, raha 42 ha ihany teo aloha. Misy lemaka hafa koa efa hita, afaka hanondraka 1 680 ha rehefa vita raha 545 ha no vitany, ankehitriny. Manatanteraka izany ny fandaharanasa Defis, vatsian’ny Fida vola. Tonga teny Ambohijatovo Ambony sy […]




